Litera m
Mandrary: (rary) mt.p. (mandraria) : Mandrandrana: Mahay mandrary tsihy io uehivauy io. ~ Man amboatra, mamitrana:…tohiny
Mandratra: (ratra) mt.p. (mandratrà): Manisy na mamely olona amin-java-maranitra ka mahatonga azy hanana fery:…tohiny
Mandrava: (rava) mt.p. (mandraud): Manimba, mandevona, manongotra: Nandrava ny tanànan'i Toamasina ilay riuo-doza…tohiny
Mandravaka: (ravako) mt.p. (mandravaha): Manisy ravaka, mampihaingo: Olona ma-ro no nandravaka ny vauahady handalouan'ny…tohiny
Mandravasarotra: a: Anaran-javamaniry fanao fanafody voalaza ho mahomby fatratra, indrindraamin'ny fery,
tohiny
Mandravina: (ravina) mt.a: Mitsiry ravina,
tohiny
Mandraviravy: (rai: iravy) dit P. (mandraviraueza): Manantona, manakirozaroze, ~ Mampiseho, mampideradera vola mba…tohiny
Mandravitra: (ravitra) mkp, (mandravita): Manambatra ravindravitra samihafa, voanjavatra maro, ravin-taratasy hatao…tohiny
Mandravoka: (rauoka) mt.p. (mandravoha): Mitoto vary betsaka, izaitratra. ~ Mikapoka ela amin'ny tehina na langilangy,…tohiny
Mandravona: (ravona) mt.p. (mandrauàna): Mampitovy tantana, manovona ny iva ary misoroka ny avo ho marin-tampona,…tohiny
Mandravoravo: (ravoravo) mt, p. (mandrauoravoa): Marnalifaly, mandokadoka,
tohiny
Mandray: (ray) mi'. p. (mandraisa): Mikasika amin'ny tanana:Nandray baolina ilay mpilalao ka notsofin'ny mpitsara…tohiny
Mandrazorazo: (razorazo) mt, p. (mandmxomzoa): Manantona, manakiraviravy zavatra lavalava,
tohiny
Mandre: (re) mt.p. (mandrenesa): Mahalala fisiana feon-javatra iray amin'ny alalan'ny sofina: Tsy mandre na…tohiny
Mandrebaka: (rebaka) mt. P. (mandrebaha): Mahatonga ho noana, mahavalaka, mahasasatra, mahavizana.
tohiny
Mandrebireby: (reby) mt. p. (mandrebirebe): Mitarika ny resaka hivily lalana: Rangahy iny koa mandrebireby. ~ Manadala,…tohiny
Mandreboka: (reboka) mt. p. (mandreboha): Mambosibosika, mihinana an-kisesy.
tohiny
Mandredaka: (redaka) mt. p. (mandredaha): Mampiredareda afo.
tohiny
Mandredareda: (redareda) mt, p. (mandredaredà): Mahatonga hiredareda.
tohiny