Litera m
Mandrandrana: (randrana) mt p. (mandrandràna): Mamboatra ny volo lavan'ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo…tohiny
Mandranga: (ranga) mt.p. (mandrangà): Manainga, mamPiakatra (tanana, sofina...). ? mt. s.: Mininginingina amin'…tohiny
Mandrangitra: (rangitra) mt.p. (mandrangita): Manao izay hampaharanitra; mandranitra.
tohiny
Mandrangotra: (rangotra) mt p. (mandrangota): Mandratra amin'ny hoho.
tohiny
Mandranitra: (ranitra) mt.p. (mandranita): Mahatongaharanitra: Mandranitra tsipika ¶ M.h.: Manasa, maka maso. 1 Mahatonga…tohiny
Mandranjo: (ranjo) p.t: Entimilaza parasy izay mananika ary mandrakotra ny ranjo noho ny habetsahany: Mandranjo…tohiny
Mandranofotsy: (rano, fotsy) p. t.: Tondraka be mangeniheny, safotry ny rano avokoa.
tohiny
Mandranoka: (ranoka) mts.: Mitera-drano: Tsy ho sitrana na oviana na oviana ferinao ity raha mandranoka lava toy…tohiny
Mandranorano: na Mitsiranorano (rano) p. t: Misy rano mivoaka, mitera-drano: Mbola mandranorano na mitsiranorano itti…tohiny
Mandrantiranty: (ranty) mt.p. (mandrantirantia): Mampiseho ho hita tsara, miharihary : mametraka amin'ny toera t avo…tohiny
Mandrantsana: (rantsana) mt. s. (mandrantsàna): Manapa• ka rantsana: Iza no nandrantsana it? paiso ity? 1 Mamoaka…tohiny
Mandraoka: (raoka) mt.p. (mandraofa): Meta eran'ny tanana, manangona amin'ny tanana, lapely: Mandraoka fasika ?…tohiny
Mandraotra: (raotra) mt.p. (mandraota): Manongotra ahitra amin'ny tanana, antsy...; manatsikera, mameravexa, mamohavoha;…tohiny
Mandrapaka: (rapaka) mt. p. (mandrapaha): Mihinana avy hatrany dia any am-bava. • Mandray tsy mifidy, ? Mandray…tohiny
Mandrara: (rara) mt.p. (mandrarà): Manakana, tsy marne-la: Nandrara ny marary tsy hihinan-tsira ny dokotera
tohiny
Mandraraka: (raraka) mt.p. (mandraraha): Manary: Iza no nandraraka ny so!itany teto? rr Mampitobaka, manabosasaka:…tohiny
Mandraratra: (raratra) mt.p. (mandrarata): Mandravaka, mampihaingo.
tohiny