Litera m
Mandrafozana: (rafozana) mt. s.: Miasa ho an'ny rafozana: Lasa nandrafozana Rakoto.
tohiny
Mandrahaka: (rahaka) p. t.: Mirantsana be, mantra' rantsana betsaka: Malomaloka tsara ny tokotanintsika azon'io…tohiny
Mandrahana: (rahana) mt. p. (mandrahàna): Mampango-. traita.
tohiny
Mandraharaha: (raharaha) mt.p. (m and raharahà) : Mitondra, mifehy: Mahay mandraharaha ny mpiasa izy.
tohiny
Mandrahona: (rahona) mt.s. na mt.p. (mandrandna): Misy rahona, rakotry ny rahona: Mandrahona ny andro ka mampatoritory,…tohiny
Mandraikiraiky: (raiky) mt.p. (mandraikiraike): Mahatonga hisalasala, ho varimbariana. * Mahadala, mahadonto.
tohiny
Mandraikitra: (raikitra) mt.p. (mandraiketa): Mametaka mba isy hiala, tsy hihetsiketsika: Mandraikitra sary amin'ny…tohiny
Mandraingy: (raingy) nits. (mandrainge): Mahazo afo (amin'ny fanodinana raingy). * Manery Glana hanome zavatra anao.…tohiny
Mandrairay: (rairay) mt p. (mandrairaisa): Mikasika, ma• nendritendry, manohintohina: Aza mandrairay zavatr' olona…tohiny
Mandraka: ppk.: Hatramin'ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko. (Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka",…tohiny
Mandràka: p.t.: Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka er? izy hatramin'ny naharariany. ¶ M.h.: Jar. Mahia.
tohiny
Mandrakaraka: (rakaraka) mt p. (mandrakarakà): Manaha (volo), mamela ny volo hihahatsy randranina. 4
tohiny
Mandrakariva: p.mt.: Tsy tapa-ka: Mando mandrakariva ny trano tsy mivoha varavarankely.
tohiny
Mandrakizay: p.t.: Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiaf arany: Andriamanitra dia mandrakizay. ? Tsy manampahataperana:…tohiny
Mandrakotra: (rakotra) mt.p. (mandrakofa): Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana…tohiny
Mandramatra: (ramatra) mt.p. (mandramata): Manaikitra mafy amin'ny nify; miady amin'olona.
tohiny
Mandrambo: (rambo) mt. P. (mandramboa): Maniay tovana mirefarefa na mitaritarika, manisy somotraviavindamba.
tohiny
Mandrambona: (rambo) mt.p. (mandrambàna): Misambotra na misarika amin'ny tovan' akanjo mirefarefa na mitaritarika.…tohiny