Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mandona: (dona) mt.p. (mandonà): Mamàka, manapàka, mangona: Nandona ny bisikiletako ny fiarakodianao ka tsy maintsy…tohiny
Mandonaka: (donaka) mt.p. (mandonaha): Manisy zezika mba hahavokatra: Mandonaka tsara ny tan iny izy. tohiny
Mandonaka: (donaka) mt.p. (mandonafa): Mana troka: Handonaka anay ianao raha mitaina kitay hazo lena 1 Mikapoka:…tohiny
Mandonda: (donda) p.t: Mavesatra (noho ny lanjan'ny vatan-tenany fa tsy noho ny habeny na ny habetsahany): Mandonda…tohiny
Mandondona: (dondona) p. t : Mandroso mitatao: Mandondona eo ambonin'ny tranonay ny vatoben'Ampamarinana ¶ M. h.:…tohiny
Mandopotsy: a,: Karazam-bibilava kelikely kokoa fa masiaka kokoa kosa noho ny mandotra; fotsifotsy na mavomavo ny…tohiny
Mandoro: (dora) mt.p. (mandoroa): Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa. ? Manao izay hahamasaka:…tohiny
Mandositra: (lositra) mt.s. (mandosira): Manalavitra haingana mba tsy ho tratra, miriatra, mirifatra, miridana:…tohiny
Mandoto: (loto) mt.p. (mandotoa): Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana it? zaza t?, 1 Manala baraka, manendrikendrika,…tohiny
Mandotra: (dotra) mt. p. (man-dora): Mandevona amin'ny afo: Didian'ny fanjakana ny mandotra ny fitafian'izay matin'ny…tohiny
Mandotra: na Renimandotra a.: Karazam-bibilava, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho…tohiny
Mandotso: (lotso) mt.s.:Misy, tonga betsaka: Efa nandotso ve ny nonon'ny renin'ilay zaza vao teraka? tohiny
Mandova: (lova) mt.p. (mandovà): Mahazo harena na fana-nana navelan'ny ray amandreny: Nandova be io tovolahy…tohiny
Mandoza: (loza) mt. s. (manda-:à): Mahatonga, mitera-doza: Mandoza ny areti-miftndra fa mandripaka vahoaka. *…tohiny
Mandozoka: (lozoka) 'nt s. (mandozoa): Mametraka lozoka, na manisy hombo ny lozoka. tohiny
Mandozotra: (lozotra) mt.p. (mandozora): Manao ratsy masaka na ratsy nahandro. ? h.o.: Mampitarozaka raharaha. tohiny
Mandrabaka: (rabaka) mt.p. (mandrabaha): Mandentika, manatsofoka, mampiditra. tohiny
Mandrafana: (rafana) Mamoaka na misy fofona mahery, tahaka ny ranomena, ny sakay voaendy ka totoina. tohiny
Mandrafitra: (rafitra) mt.p. (mandrafeta): Man amboatra zavatra amin'ny hazo izay vankonina, ampiadina...; miasa…tohiny
Mandrafodrafoka: (rafodrafoka) p. t.: Mahatonga ho maivana, ho mafia.. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0272