Litera m
Mandevona: (levona) mt.p. (mandeubna): Manafongana, manafoana: Mandevona ny zavatra rehetra manodidina ny ipoahany…tohiny
Mandia: (dia) mt.p. sady mt.s. (mandiava): Manitsaka, mandeha amin'ny...: Tsy hahazo mandia ny faritanin'Antananariuo…tohiny
Mandidy: (didy) mt.p. (mandidia). Mikapa, mandrasa: Tsy mora araka ny fiheverana azy akory ny mandidy hena 1…tohiny
Mandifotra: (difotra) mt.p.: Mihoatra: Mandifotra anao io tamboho io. 1 Mitelina: Dia handifotra ahy ve io lavaka…tohiny
Mandify: (dify) mt.p. (mandifia): Manisy dify na mamoritra ny loha lamba na tsihy...: Mahay mandify harona. tohiny
Mandihy: (dihy) mt.p. (mandihiza): Mampihetsika ny tongotra sy ny tanana miaraka amin'ny amponga sy ny zavamaneno…tohiny
Mandika: (dika) mt.p. (mandikà): Mandalo na mihoatra avy eo ambony: Alohan'Anjiro kely dia mandika namana ny…tohiny
Mandilotra: (dilotra) mt.p. (mandilora): Manakasoka: Mandilotra metaly mba han-dama azy.
tohiny
Mandimby: (dimby) mt.p. (mandim basa): Mitan a ny toerana ka manohy ny asan' ny teo aloha ary mamelomaso azy:…tohiny
Mandina: Mandimandina p.t.: Malamalama ary toa mamirapiratra amin'ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy…tohiny
Mandingana: (dingana) mt.p. (mandingàna): Mitsambikina avy eo amin'ny ilan'ny tatatra, rano, hady... iray ka miampita…tohiny
Mandinika: (dinika) nits. (mandiniha): Mamerina mitsako indray ny ahitra efa natelina: Ny omby dia anisan'ny biby…tohiny
Mandinika: (dinika) mt.p. (mandiniha): Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, ma-ka ambony maka ambany: Mbola…tohiny