Litera m
Mandanja: (lanja) mt.P. (mandanjà): Mijery ny havesatry ny zavatra iray amin'ny alalan'ny mizana: Mandanja hena…tohiny
Mandany: (lany) mt. p. (manda-nia): Mihinana: Mandany vary intelon'ny kapoaka isan' andro izy. ? Mandritra: Mandany…tohiny
Mandao: (lao) mt.p. (mandaoza): Mamaia hijanona fa la-sa mandeha: Nitomany izy nandao ny havany.
tohiny
Mandarà: (leha) p.t.: Enti-milaza zavatra mandeha ra: Mandarà ny tongotro tafintohina anikeheo. - F.-p.: Olona…tohiny
Mandasitra: (lasitra) mt.p.: Manery amin'ny rantsantanana aforitra sy aolana.
tohiny
Mandatehezana: a: Fitambaran' ny antoko politika maro manambatra ny heriny eo anoloana toe-java-tsarotra diavin'ny…tohiny
Mandatsaka: (latsaka) mt.p. (mandatsaha): Mametaka ary mandahatra sy mandrafitra: Mahay mandatsaka biriky tsara…tohiny
Mandatsaka: an-tsoratra: Iza no nanoratra ny anaranao tao amin'ny rejisitra? ? Mandefa taratasy: Nanoratra tamin'ny…tohiny
Mandavaka: (lavaka) mt.p. (mandavaha): Manao lavaka: Mandovaka tany ny biby salasalany sasany hanaovany trano.…tohiny
Mandavantaona: p.t.: Mandritra ny taona manontolo. ~ h. L: Maharitra ela tsy an-kijanona.
tohiny
Mandavenona: (lavenona) p. t.: Tonga lavenona. ~ h.o.: Enti-milaza ny andro manjavona raha ilay toy ny lavenona aparitaky…tohiny
Mandaviana: (laviana) p.t: Merika, mandavenona. a F.-p.r Mandauiana ny andro: merika ny andro, mandavenona
tohiny
Mandavorary: (lavorary) mt. p. (mandavoraria): Manao izay hahatomombana, hahatanteraka: Tokony samy handavorary ny…tohiny