Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manatakizina: (takizina) mt.p.: Mahatonga maizina; mahatonga fadiranovana; mampahalany harena;mambotry. tohiny
Manatakobaka: (takobaka) mt. p.: Manetsiketsika zavatra ao anaty rano, manakobana, manetsiketsika na manao izay hampikobana…tohiny
Manatakoboka: (takoboka) mt p.: Mametraka ao amin'ny filanjana misarona; manafina anaty lamba. tohiny
Manatakoditra: (takoditra) mt. p.: Mahandro miaraka amin' ny hodiny. tohiny
Manatakosina: (takosina) mt p.: Manao izay hahatonga boribory lavalava. tohiny
Manatakotroka: (takotroka) mt.p.: Mampipoaka, mampidoboka. tohiny
Manatakovana: (takovana) mt. p.: Mametraka zavatra betsaka (fotaka amin'ny rindrina, amin'ny tareby...) mba hivangongo,…tohiny
Manatalantalana: (talantalana) mt.p.: Manisy talantalana, mametraka ambony talantalana. tohiny
Manatamana: (tamana) mt.p.: Mahatonga ho tamana, manao izay hahatamana: Sarotra ny manatamana biby sasany. tohiny
Manatamberina: (tamberina) mt p.: Mampandeha dia miverina; m ampiho dinko din a eo an-toerana ihany; mampivezivezy…tohiny
Manatamberivery: (tamberivery) mt.p.: Mampisodisosy. tohiny
Manatambesatra: (tom besatra) nit p.: Mamp ahavesatra (zavatra) amin'ny fanindriana na flankmana maty eo amboniny. tohiny
Manatambolavola: (tambolavola) mt.p.: Manao ho boribory, mamolavola. tohiny
Manatambolina: (tambolina) mt.p.: Mampisangodina. tohiny
Manatambongana: (tambongana) mt. p.: Mampitambatambatra mivongambongana. tohiny
Manatambororotra: (tambororotra) mt p.: Manakororosy hankamin'ny ambany. tohiny
Manatambotsotra: (tambotsotra) mt.p.: Mampidina ambanimbany kokoa, manakorisa. tohiny
Manatamora: (tamora) mt.p.: Manamora, mampihem-bidy, mandetsy. tohiny
Manatampify: (tampify) nit p.: Manankin a, m ampipetaka, mampifanoroka amin'ny ha-fa tohiny
Manatampisaka: (tampisaka) mt.p.: Mandraikitra, manankina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1231