Litera m
Manasobilabilaka: (bilaka) mt, p.: Mandroridroritra, misintona hatraiza hatraiza
tohiny
Manasobilaka: (bilaka) mt p.: Mampivaona, m ahatailana.
tohiny
Manasobilatra: (bilatra) mt.p. (manasobilara): Manasompirana.
tohiny
Manasofina: (sofina) mt. p.: Maninton-tsofina olona.
tohiny
Manasohaso: (hasohaso) mt p. (manasohasoa): Mandokadoka; manaraby.
tohiny
Manasokera: (sokera) rat P. (manasokerà): Manodidina (tanàna, trano) avy eo amin' ny laûny roa na mihoatra.
tohiny
Manasoketa: (soketa) mt.p.: Manome tsiny; manadidy.
tohiny
Manasoketraka: (soketraka) mt p.: Mampipetraka milamina sy miadana tsars, manatsivetraka.
tohiny
Manasola: (sola) mt.p.: Manaratra ny loba; manala ny vo-Io amin'ny lohan'ny biby na vorona; manesotra ny tendron-javatra…tohiny
Manasolafaka: (solafaka) mt.p.: Mampibolisatra, mampibolasitra; mandidy na manombina kely amin'ny fomba misompirana.…tohiny
Manasolampy: (solampy) mt p.: Manao izay hahatonga mandry soroka, manary rano: Manasolampy araben-dalana
tohiny
Manasolanga: (solanga) mt.p.: Manao izay hahatonga solanga.
tohiny
Manasolelaka: (solelaka) mt.p.: Mamelatra, manabe vava (lavaka, harona..).
tohiny
Manasolifaka: (solifaka) mt.p.: Mampibolisatra zavatra mivilana amin'ny tongotra.
tohiny
Manasolila: (solfia) mt.p.: Manatsaka na manasolatra riranjavatra hanjary misompirana.
tohiny
Manasolotika: (solotika) mt.p.: Manao izay hahatonga solotika.
tohiny
Manasompirana: (sompirana) mt.p. (manasompiràna): Mametraka zavatra misompiranq tsy mahitsy tsara fa mivilana: Iza…tohiny
Manasondriana: (sondriana) mt p.: Manao izay hahasondriana
tohiny
Manasondrovaka: (sondrovaka) mt.p.: Mandentika zavatra tsy mahitsy tsara fa mivilana.
tohiny