Litera m
Manasavorovoro: na Manavorovoro (savorovoro) mt.p. (manasauorovoroa, manavorovoroa): Manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto,…tohiny
Manasavovoka: (savoûoka) mt. p.: Manavosa, manao antontany tsy misy kitotony.
tohiny
Manasazy: (sazy) mt.p. (manasazia): Manome sazy (na vo-la izany na zavatra mampangirifiry ny vatana, na fitanana…tohiny
Manasefaka: (sefaka) mi p: Mamaky, mampitriatra, mampitsefaka.
tohiny
Manaselatra: (elatra) mt.p.: Mampandalo zavatra haingana dia haingana eo anoloan' olona. 1 Mampanjopiaka, m amp amirapiratra.…tohiny
Manasendaka: (endaka) mt.p. (manasendaha): Manendaka na manesotra
tohiny
Manaserana: (serana) mt.p. (manaseràna): Mampandalo haingana eo anoloana ~ Mandalo misafosafo, mikasika.
tohiny
Manasidiondiona: (diondiona) mt p.: Mampivezivezy (olona) ats? sy ax3 mba hibolidy amin'ny raharaha na handositra adidy.…tohiny
Manasikina: (sikina) mt.p.: Mampanao sikina.
tohiny
Manasilatra: (silatra) mt.p. (manasilara): Manendaka sombiny kely.
tohiny
Manasina: (hasina) mt.p. (manasfna): Manolotra ny hasina ho fankatoavana ny maha-Andriamanjaka: Manasina anao…tohiny
Manasina: (hasina) mt.p.: Manolana mba ho tonga kofehy: Manasina foly. 1 Manakivilivily; mandrotsirotsy: Manasina…tohiny
Manasingana: (singana) mt.p.: Manavaka.
tohiny
Manasitily: (sitily) mt.p. (manasitilia): Mitanika (zavatra) hakana ilon'io zavatra io a min'ny endriky ny ranomason-takotra.…tohiny
Manasitrana: (sitrana) mt.p. (manasitràna): Manafaka amin'ny aretina: Dokotera Ranona no nanasitrana azy. / Mahay…tohiny
Manasivana: (sivana) mt.p.: Mampandalo amin'ny sivana.
tohiny