Litera m
Mahalala: (lala) mt.p. (mahalalà): (zavatra) Mahay:Tsy mahalala ny fombanareo aty a-ho. 1 (olona) Manana fahafantarana…tohiny
Mahalana: (halana) p.t.: Beela nelany, tsy mifanakaiky: Nataonao mahalana loatra ny hazo nambolena ka betsaka…tohiny
Mahalasa: (Lasa) mt. p.: (Milaza ny "lasa mandrakariva": nahalasa) Nividy, tonga tompony: Ranaivo no nahalasa…tohiny
Mahaleo: (lao) mt p. (mahaleova): Manan-kery hahatohitra, afaka handresy: Tsy mahaleo azy aho ka hany heriko…tohiny
Mahaliana: (liana)p. t.: Mahatonga ho liana, tsara ka tiana ho hita, ho heno, hohanina...: Mahaliana izany tantara…tohiny
Mahalonaka: (lonaka) mt.p.: Mahatonga ho lonaka: Ny zezika ihany no mahalonaka ny tany.
tohiny
Mahalonify: a: Karazan-kazo madinidinika.
tohiny
Mahamamo: (mamo) mt. p. na p.t.: Enti-milaza ny fisotro mahatonga ho mamo: Ny divay no nahamamo azy. / Fadio ny…tohiny
Mahamay: (may) a: Ny masoandro: Tsy mbola nisy zavatra toy izany tety ambonin' ny tany, ambanin'ir? mahamay tohiny
Mahamay: (may) p. t.: Mafaha dia maf ana ka mandoro. (Teny iray tarika, jar. Mafana). * Ohab.: Ny ao am-pon'ny…tohiny
Mahandrandra: (andrandra) mt. s.: Afaka mampitraka ela ny loha.
tohiny
Mahandro: (handro) mt.p. (mahandroa na mandrahoa):Manamasaka zavatra miaraka a min'ny rano amin'ny afo: Mahand…tohiny
Mahantra: (ancra) p.t: Enti-milaza ny olona tsy manana ny ilaina amin'ny fiainana: Tonga nahantra Rabe taorian'ny…tohiny
Mahapahina: (pahina) mt.p.: Mahatonga ho pahina.
tohiny
Mahapainga: (painga) mt. P.: Mahatonga ho kinga, mafia-ka.
tohiny
Maharafona: (rafona) Mampievina.
tohiny