Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manararaotra: (hararaotra) mt. s. sy mt, p. (manararaota): Mitombo mihalehibe, mihamafy: Hanararaotra io ferinao io…tohiny
Manararo: (hararo) mt.p. (manararoa): Mitana, manamp ontsampona, manao izay hahatratra aoriana: Axa manararo ny…tohiny
Manarasara: Mitovy amin'ny Manasarasara. tohiny
Manarato: (harato) mt.p. (manaratoa): Maka hazandrano arnin'ny harato. tohiny
Manaratra: (haratra) mt. p. (manarata): Mikiky ny volondoha, ny volombava, ny volo amin'ny tena amin'ny hareza.…tohiny
Manaratsaka: (haratsaka) m t.p.: Man apaka, manintsana amin' ny antsy ny romoromon-javatra; mandrantsana. tohiny
Manaratsaraka: Jer. Manasaratsaraka. tohiny
Manaratsy: (ratsy) mt.p. (manaratsia): Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao. ~ Manao ho ratsy:…tohiny
Manarendrina: (harendrina) mt. s.: Enti-milaza ny molaly miraikitra amin'ny vody vilany ka mirehitra. tohiny
Manarina: (arina) mt.p. (manarena): Mametraka amin'ny toetra mahitsy izay nandry na lavo: Iza no nanarina ilay…tohiny
Manariva: (hariva) mt. s, na mt. p.: Miasa, mijanona hatramin' ny hariva: Hanariva aho androany satria tsy vita…tohiny
Manaroka: (taroka) mt.s.: Mamoaka tsimoka vaventy. tohiny
Manarona: (sarona) mt p. (manar6na): Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro. 1 Mandrakotra: Manarona harona…tohiny
Manarotika: (rotika) mt.p. (manaroteha): Manasaritaka, manakorontana. tohiny
Manary: (ary) mt.p. (manaria): Manipy zavatra any amin'ny toerana tsy hahitana azy intsony: Manary fako. 1 Tsy…tohiny
Manasa: (asa) mt.p. (manasà): Mandranitra, mandrangitra, mampifilofilo: Ndeha mana-sa ity antsy ity ianao, ry…tohiny
Manasa: (sasa) mt. p. (manasà): Manala loto amin'ny rano: Lasa nanasa lamba er? amorona i zoky. ¶ M.h.: Manadio,…tohiny
Manasa: (osa) mt.p. (manasà): Miantso hanatrika lanonana na hisakafo, miangavy ho tonga maneho fihavanana na…tohiny
Manasabaka: (sabaka) mt.p. (manasabakà): Mampihataka ny tongotra roa. tohiny
Manasabilaka: (sabilaka) mt.p.: Mandroritra hatraiza hatraiza (mitovy amin'ny manasobilaka). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.094