Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manantely: (tantely) mt. s.: Mandeha mitady na miremby tantely. tohiny
Manantena: (tena, antena) mt. p. (manantenà): Matoky fa hahazo: Manantena ny laniira ny kristianina. / Manantena…tohiny
Mananteraka: Jer. Maninteraka. tohiny
Manantitrantitra: (an titra) mt. p. (manantitrantera): Man amafy, manizingizina: Tsy vizana ny manantitra aminareo ny…tohiny
Manantona: (hantona) mt.p. (manantiina): Mamp ikirazoraz o, mampikiraviravy: Manan tc^ a fanaovan-jiro. tohiny
Manantsasaka: (antsasaka) mt p.: Mamela hipetraka elaela mba hamorivory, hiketriketrika tohiny
Manantsika: (hantsika) mt.p. (manantsiha): Mampibaraingo, mamoritra ho tahaka ny andohalambo, mamokoka: Vao nisy…tohiny
Manantsody: (antsody) manantsodia) mt. p.: Mamindra ny kofehin-dandy amin'ny volotara na famahanan-tenona, tohiny
Mananty: (tanty) mt.p. (manantaza): Miandry zavatra hianjera ka mandray in zavatra io amin'ny tanana valut-na:…tohiny
Manao: (tao) mt.p. (manaova): Mamorona zavatra vaovao: 1 Denis Papin no nanao ny masinina mandeha amin'ny herin'ny…tohiny
Manapaingo: (paingo) mt.p.: Managadra. tohiny
Manapaingotra: (paingotra) mt. p. (manapaingora): Mitana amin'ny paingotra. tohiny
Manapaka: (tapaka) mt p. (manapàha): Mandidy zavatra amin-java-maranitra na amin' ny fomba hafa ka tarangana mizara…tohiny
Manapararàtra: (pararatra) mt. p. (manapararata): Manidina rano (toy ny amin'ny alalan' ny fantsona); manidina voan-javatra…tohiny
Manapararetra: (pararetra) mt. p. (manaparareta): Mampangovitra izaitsizy. tohiny
Manaparasaka: (parasaka) mt. p. (manaparasaha): Manaparitaka, manely; mampiseho miharihary tsy misy miafina. tohiny
Manapariaka: (pariaka) mt.p. (manapariaha): Manaparitaka, manahaka. tohiny
Manapariritra: (pariritra) mt.p. (manaparirita): Manafantsitsitra. tohiny
Manaparitaka: (paritaka) mt.p. (manaparitaha): Manely tsy amin'ny toerana iray; manely tsisy kototony. tohiny
Manapasaka: (pasaka) mt p.: Manely, mamakivaky maro. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0553