Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manamy: (tamy) mt m. (manamia): Manao amboletra miditra ao an-trano amin'ny fihadiana vody rindrina, famakiana…tohiny
Manamy: (hamy) mta: Mitondra akanjo fenti-mihaingo, mihaingo. tohiny
Manana: (anana) mt.p. (manàna): Enti-milaza fa tompon' ny zavatra iray: Manana satrobory Isambilo. / Manampanahy…tohiny
Manàna: (hana) mt.s.: Maka na misambo-bola misy zanany. tohiny
Mananaka: (hanaka) mt.s.: Enti-milaza zavatra toy ny voankazo mitera-drano be ao anaty vava rehefa hanina. tohiny
Mananasy: (fr. ananas) a.: Ka-r az an-javamaniry mamoa misy raviny matsilotsilo ary hodiny matevina marokoroko:…tohiny
Mananatra: (anatra) mt. p. (mananara): Manao na manipy torohevitra, manoro izay tokony hatao: Isan-kariva i dadabe…tohiny
Mananatry: (sanatry) mt s.: Manao satry, mandroaka fanahy ratsy. tohiny
Mananda: (sanda) mt.p. (manandà): Manome sanda (fanampin-javatra mba hampitovy vidy azy amin'ny zavatra iray…tohiny
Manandevo: (andevo) mt. p. (manandevoza): Mitondra ohatrany andevo. tohiny
Manandindona: (tandindona) mt.p.: Manaloka: Misy hazo manandindona ny tranonay. * Manindry mandry: Efa nnnandindon…tohiny
Manandoka: (sandoka) mt.p.: Mangalatra an-kafetsena, mifetsy. tohiny
Manandra: (tandra) mt.p. (manandrà): Manongotra amin' ny tandra. tohiny
Manandra: (tandra) mt.p.: Manao fanomezana ho an'ny zaza iray mbola tsy teraka na zaza marary mba hisambasambàna…tohiny
Manandrahaka: (sandrahaka) mt.s.: Mitondra rantsana betsaka: Nanandrahaka haingana lahy it? hazo ity! tohiny
Manandrana: (andrana) mt.p. (manandrama): Mitsapa mialoha: Andeha hanandrana ilay angadinomby uao novidiko aho rahampitso.…tohiny
Manandrandra: (andrandra) mt. p. (manandrandrà): Manatraka; mampitraka ny loha. ? Manantena: Manandrandra ny fahombiazana…tohiny
Manandratra: (sandratra) mt.p. (manandrata): Manainga ho ambony: Manandra-tanna * Mampanehoeho, manome laza: Izay…tohiny
Manandria: a.: Karazan'amponga natokana ho an'ny lanonana fanatanjahan-tena (moraingy, tolona, daka...); tsotra…tohiny
Manandriana: (andriana) nit P.: Manaja fatratra. - F.-p.: Manandrian-tena: manao ny tenany na miseho ho andriana.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0303