Litera m
Mahafinaritra: (finaritra) p.t.: Mahafaly, maharavo: Saha mahafinaritra. / Olona mahafinaritra Rakoto. ? Tsara, soa,…tohiny
Mahafoha: (foha) mt.p.: Afaka mamoa, a?aka manaitra. ? F.-p,: Tsy mahafoha tena: be torimaso ka raha tsy fohazina…tohiny
Mahafoy: (foy) mt.p. (maha- foiza): Afaka hisaraka amin' ny zavatra na olona iray: Tsy mahafoy ahy i dadabe.…tohiny
Mahagaga: (gaga) p• t.: Mahatonga ho gaga, mahavariana, mahatalanjona: Mahagaga ny fahaizan'ny olombelona fa tongany…tohiny
Mahahendry: (hendry) mt.p.: Mahatonga ho hendry: Tsy ny rotsa-kazo akory no hahahendry ny zanakao.
tohiny
Mahajenitra: (jenitra) mt.s.: Mahatonga ho jenitra.
tohiny
Mahakehana: (kehana) Afaka mikohaka kely. 1 Miseho ho zavatra. Il F, -p.: Tsy mahakehana: menatra, mangaihay, valv…tohiny
Mahakitoina: (kitoina, kitokitoina) mt.p.: Enti-milaza toejavatra na olona mahatonga ho kitoina: Ny tsy nahazoany…tohiny
Mahalafo: (lafo) mt.p. sady mt. s.: Afaka mivarotra: Tsy mahalafo ny variny io mpivarotra io. ~ Enti-milaza ny…tohiny
Mahalaitra: (laitra) mt.p.: Afaka hamely, hihinana: Tsy mahalaitra it? hazo it5' io fandraka dombo io. / Tsy mahalaitra…tohiny