Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manalemy: (lemy) mt.p.: Mahatonga halefaka: Ny vola nomeko azy no nanalemy azy. 1 Mampitony, manalefaka: Ny fifonako…tohiny
Manalika: (alika) mtp•: Mana-la baraka amin'ny teny tsy fanao afa-tsy amin'ny alika, na amin'ny fanaovana ilay…tohiny
Manalina: (alina) mt.p.: Mitana hatramin'ny fahatongavan' ny alina, mitana ela loatra: Nanalina ahy ny resa-dRabe…tohiny
Manalo: (alo) ma p.: Manasaratsaraka ny ira alohan'ny hanenomana: Efa manenona ve Rasoa izao? — Tsia, mbola…tohiny
Manaloha: (aloha) mt, p.: Mandefa na mampandeha aloha: Efa nanaloha olona ve ianao mba hilaza ny fahatongauantsika?…tohiny
Manaloka: (aloka) mt.p. (mana-lofa): Manome aloka, miaro amin'ny hainandro: Mikisaha etsy avaratra fa bey mis),…tohiny
Manamafy: (mafy) mt.p. (manamafisa): Manamarina: Faly aho fa manamafy ny hevitro ny lazainao. •Manampy: Aoka ianao…tohiny
Manamaika: (maika) mt.p.: Mampanao (zavatra) olona haingana, mandodona: Tsy fanao ny manamaika olona toy izany.…tohiny
Manamailaka: (mailaka) mt.p. (manamailaha): Manao izay hahamailaka. tohiny
Manamaimbo: (maimbo) ma p. (manamaimboa): Mahatonga ho maimbo: Ario any io fatin-tsaka io fa manamaimbo tanàna 1…tohiny
Manamainty: (mainty) mt.p. (manamaintisa): Mahatonga ho mainty: Manamainty ny valindrihana ny molaly. ? Mandoko…tohiny
Manamaita: (maina) mt.p.: Mahatonga ho maina: Ny hafanan'ny andro fotsiny dia manamaina lamba 1 Mandritra, mahatankina:…tohiny
Manamaito: (ito) rat p.: Mana• paka tohiny
Manamaitso: (maitso) ma p. (manamaitsoa): Mahatonga ho maitso. 1 Mandoko maitso. tohiny
Manamaivana: (maivana) mt.p. (mana maiuàna): Mahatonga ho maivana: Manamaivana entana / Manamaivana alahelo. tohiny
Manamaivoka: (maivoka) mt.p.: Mitoto vary manala ny am-, pombo mahery. tohiny
Manamaizina: (izina) mt.p.: Mahatonga ho maizina: Manamaizina ny trano io hazo midoroboka io ka aoka hotapahina tohiny
Manamamo: (mamo) mt.p. (manamamoa): Manao izay hahatonga tofoka, hahatonga mamo. tohiny
Manamamy: (hamy) Mampahatsiro. tohiny
Manamandina: (mandina) mt p.: Mahatonga ho mandina, manao izay hahamandina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0655