Litera m
Manakezaka: (kezaka) mt p.: Mampanify: Manao izay hanakezaka ny tenany mafy izy fa tsy tiany, hono, ny matavy. tohiny
Manakiaka: (kiaka) mt.p. (manakiaha): Mandrangotra, manenda-koditra. ~ Manoritra kely amin-javatra.
tohiny
Manakiana: (kiana) mt.p.: Ma-nome tsiny: Tsy ilaozan'olona hanakiana ny zavatra ataonao fa aza kiuy.
tohiny
Manakifika: (kifika) mt.p. (manakifiha): Manilika, manifika.
tohiny
Manakimpy: (kimpy) mt.p. (manakimpia): Manakombona ny hodimaso ka manjary tsy mahita ny maso: Manakimpy ny masony…tohiny
Manakipaka: (kipaka) mt.p. (manakipaha): Manala, manesotra, manendaka: Handalotra angaha ry zareo atsy avaratra…tohiny
Manakipika: (kipika) mt.p. (manakipiha): Manesotrazavatra hiala ka ailika; manala min' ny fan akifrhana; manipy.…tohiny
Manakipily: (kipily) mt.p. (manakipiliza): Mitoraka zavatra, manipy zavatra any ivelany.
tohiny
Manakiramborambo: (kiramborambo) mt.p. (manakiramboramboa): Mamela hikirazorazo.
tohiny
Manakiraro: (kiraro) mt.p. (manakiraroa): Manisy kiraro tongotr'olona iras.
tohiny
Manakiraviravy: (kiraviravy) mt p. (manakiraviraveza): Mampihantona zavatra ka mampirazorazo azy tsy hitehika amin'ny…tohiny
Manakirazorazo: (kirazorazo) mt p. (manakirazorazoa): Manantona mihevaheva tsy mitehi-tany.
tohiny
Manakiririoka: (kiririoka) nit p. (manakiririoha): Mikiakiaka eo an-tsofin'ny sasany, mitsoka tsotsoka.
tohiny
Manakisaka: (kisaka) mt.p. (manakisaha): Mamindra toerana ka tsy bataina fa atosika akorisa; manosika ho eo an-tsisintsisiny,…tohiny
Manakisolosolo: (kisolosolo) nit p. (manakisolosoloa): Manao izay hahavo ila ny tany iray, hampisolampilampy azy.
tohiny