Litera m
Manakana: (sakana) mt.p. (manakàna): Mibahana, tsy ma mela handeha nahiditra:Manakana olona 1 Manisy sakana, fefy…tohiny
Manakanjo: (akanjo) mt.p.: Ma-nome akanjo: Ramatoa Rasoa no nanakanjo io fianakauiana mahantra io.
tohiny
Manakantsana: (kantsana) rat. p. (manakantsàna): Manapaka tanteraka amin'ny antsy maranitra.
tohiny
Manakarainkona: (karainkona) mt. p.: Mampivonkina na mampiketrona tampoka: Manakarainkona ny hozatra ny hatsiaka ¶ M.h.:…tohiny
Manakarama: (karama) mt.p. (manakaramà): Maka olona hanao asa ho an'ny tena ka omena vola izy amin'izany: Iza no…tohiny
Manakararàna: (kararana) mt p.: Mampidina rano mba hampiboika azy mifantsitsitra.
tohiny
Manakarenjy: (karenjy) mt p. (manakarenje): Manenjika. ? Mamaia ny biby (omby, on-dry) hifalihavanja, hihenjy.
tohiny
Manakasoka: (kasoka) mt.p. (manakasoha): Mampikasika, misafo.
tohiny
Manakatona: (katona) mt.p. (manaka tàna) : Mandrin dxina, manao izay hiadian'ny lelavaravarana amin'ny batana ka…tohiny
Manakatra: (takatra) mt.p. (manakàra): Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra…tohiny
Manakatraka: (katraka) mt.p. (manakatraha): Mampikepoka amin'ny famelezana.
tohiny
Manakebona: (kebona) mt. p.: Manetsiketsika (rano). ? Mamoky, mihatsy. ~ Maka trondro amin'ny fikapohana ny rano.…tohiny
Manakelika: (elika) mt s.: Maniry sakelika (na tsiry na solofo): Efa manakelika sahady it? voasary it?./Tsy mbola…tohiny
Manakely: (kely) mt.p. (manakeleza): Mahatonga kelikely kokoa: Manakely akanjo. ~ Mampihena: Tsy mety ny manakely…tohiny
Manaketraka: (ketraka) mt.p. (manaketraha): Manao izay tsy hahahenjana; managedragedra: Iza no nanaketraka fty kofehy…tohiny
Manaketrona: (ketrona) mt. P. (manaketrbna): Manisy ketrona, manisy lef?avina: Manaketronalobaka
tohiny