Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manajarika: (jarika) mt.p. (manajariha): Mampijoro ela miandry. tohiny
Manajaroboka: (jaroboka) nit p. (manajaroboha): Manasoka na mandentika ao anaty rano; mamarina ao anaty rano tsy hipoitra.…tohiny
Manajary: (hajary) mt.p. (manajaria): Mamboatra, manasoa. tohiny
Manajary: (halary) mt.p. (manajaria): Mamitrana fihavanana. ? Manaja: Havana manajary hou ana. tohiny
Manajedaka: (jedaka, jedana) mt p, (manajedaha): Mamono ho faty. tohiny
Manajobo: (jobo) mt.p.: Manamamo. tohiny
Manakà: (aka) mt.p.: Mody tsy mahalala, milalao olona, miseho ho bado. tohiny
Manakady: (kady) mt.p. (manakadia): Manangana kady, miaro. tohiny
Manakaiky: (akaiky) mt.p. (manakaikeza): Manatona eo anila: Aza manakaiky ny afo sao may. ? Manatona (arapotoana):…tohiny
Manakainkona: (kainkona) mt p.: Mampifintina. tohiny
Manakaiza: na Manasakaiza (sakaiza) mt.p. (manakaizà): Ma-ka ho sakaiza: Manakaiza vahiny, mbola tia ka ilaozany…tohiny
Manakaka: (kaka) mt.p. (manakakà): Manisy kaka. tohiny
Manakalahy: a: Ahitra fanaovan-tsatroka. ? Enti-milaza koa karazan-damba iray. tohiny
Manakalahy: p.t.: Enti-milaza zavatra izay mampisalasala na izy no horaisina na iray hafa; mampanahirana. tohiny
Manakalamina: (kalamina) mt p.: Mandanto, mandrindra tsars. tohiny
Manakalo: (takalo) mt. p. (manakaloza): Manolo: Manakalo fanaka. ? Manolo ho vola madinika: Auy nanakalo roanjato…tohiny
Manakambana: (kambana) mt p. (manakambàna): Manambatra: Manakam ban- tanana * Mampiray: Andriamanitra no nanakambana…tohiny
Manakambina: na Manasakambina (sakambina) mt.p. (manakambina): Manodidina na mamihina amin'ny sandrintanana ny valahan'ny…tohiny
Manakamo: (kamo) mt p.: Mahatonga ho kamo. tohiny
Manakamositra: (kamositra) mt p. (manakamosera): Mandoaka amin'ny kamositra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0823