Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manaika: (aika) mt.p. (maneha): Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto? ?…tohiny
Manaikitra: (kaikitra) mt.p. (manaikera): Miketoka, mamely amin'ny nify: Avy hatrany dia manaikitra io alika io…tohiny
Manaiky: (aiky, eky) mt.p. (maneke): Manao tsy misy fandavana, manaraka ny sitrapon'ny hafa: Manaiky ny lehibeny…tohiny
Manainga: (ainga) mt.p. sy mt. s, (manaingà): Manala ny zavatra amin'ny toerana ambany misy azy ka manondrotra…tohiny
Manaingina: (taingina) mt.p. (manaingèna): Mametraka eo ambony: Manaingina entana eo ambony lalimoara izy. ? Manone…tohiny
Manainginaingina: (ainginaingina) mt p•: Mametraka amin' ny toerana avo, na ambony zavatra tohiny
Manaingisaingy: (saingy) p. t.: Misalasala, miroahana, mihambahamba. tohiny
Manaingo: (haingo) mt.p. (manaingoa): Manisy haingo, mandravaka, mandrenty: Iza no nanaingo ny vavahady? tohiny
Manaingoka: na Mitsaingoka (tsàingoka) mt.p. (manaingàha, mitsaingàha): Mitomboka amin'ny vava: Manaingoka, mitsaingoka…tohiny
Manaintaina: (taintaina) mt.s.: Marary mafy toa misy manombotrombotra: Man ain tai-na izaitsizy ilay vay lahy kely…tohiny
Manaitay: (taitay) mt p. (manaitàiza): Mandodona, manafafngana. tohiny
Manaitra: (taitra) mt p. (manaira): Mamoha amin'ny tori maso: Tsy nisy nanaitra ahy ka dia diso fidirana ter?…tohiny
Manaizana: (aizana) mta: Ma-nana anaka, bevohoka. tohiny
Manaja: (haja) mt p. (manajà): Manome voninahitra: Manajà ny ray aman-dreninao mba ho ela uelona ianao. ? Manao…tohiny
Manajadona: na Manjadona (fadona) mt p, (manajaddna): Manatsatoka. tohiny
Manajakaja: (hala) mt.p. (manajakajà): Mikarakara, miraharaha, miahy, mikanonkanona. tohiny
Manajamba: (jamba) mt.p.: Mahatonga tsy hahita. tohiny
Manajanona: na Manjanona (janona) mt. p. (manajanàna, manjanàna): Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afouoan-dalana…tohiny
Manajaradona: (jaradona) mt. p (manajaradàna): Mampijoro mahitsy. tohiny
Manajaridina: (jaridina) mt.p. (manajaridina): Mampijoro mahitsy tsara tsy mihetsika, tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0806