Litera m
Mahabetsaka: (betsaka) mt. p.: Mahatonga ho betsaka: Ity farihy ity no mahabetsaka ny moka aty aminareo.
tohiny
Mahabonoka: (bonoka) mt.s.: Afaka na tia mibonoka.
tohiny
Mahadala: (adala) mt. s.: Mahatonga adala, mampivozavoza, mampitahontahona: Mahadala ny toaka sy ny rongony, ka…tohiny
Mahadangana: (dangana) mt.s.: Manondrotra na mahatonga hisondrotra.
tohiny
Mahadikidiky: (dikidiky) p.i.: Mahasosotra, mahatofoka: Mahadikidiky ny fitondrantena ratsy ataony. ? Mahamenatra:…tohiny
Mahadikitra: (dikitra) mt.s.: Mahasosotra, manao izay hahatezitra, izay tsy hahafaly.
tohiny
Mahadiky: (diky) mts,: Mahasosotra noho ny loto na ny zavatra maharikoriko ao anatiny: Mahadiky it? tranompako…tohiny
Mahadilo: Mankadilo, Mampadilo (dito) mt.p.: Mahatonga hadilo: Mahadilo ny nify ny uoasarimakirana.
tohiny
Mahadoroka: (doroka) mt.s.: Mahamamo, mankaleo: Mahadoroka ny fofon'io zavatra io.
tohiny
Mahafaly: a: Anaram-poko kely monina amin'ny tany be sokay sy fasika, anelanelan' ny ony Onilahy sy Menarandra,…tohiny
Mahafanina: (fanina) mt.s.: Mahatonga ho fanina: Mahafanina ny fofon'afon'arina ΒΆ M.h.: Mahajambena, mahabadenina.…tohiny
Mahafantatra: (fantatra) mt. p.: Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain'ny olona azy intsony izy. ? Mahalala:…tohiny