Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manadidy: (adidy) mt.p.: Ma-nome tsiny, maniny: Tsy afaka hanadidy ahy ianao sa-tria tsy nahalala velively izany…tohiny
Manadihady: (hady) mt. p. (manadihadia): Mamakafaka fatratra hahitana izay fotony: Izahay no nanadihady ilay raharaha…tohiny
Manadimy: (dimy) mt.p. (manadimia): Mizaradimy. tohiny
Manadina: (adina) mt.p. (manadina): Manontany, mana-vina, manantsafa:Auy manadina ny fahasalaman'ny ankizy; tompako.…tohiny
Manadino: (hadino) mt.p. (manadinoa): Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa. tohiny
Manadiva: (diva) mt p.: Manao (zavatra) mba ho kely sisa; miomanomana mba ho vonona ara-potoana. tohiny
Manadodadoda: (doda) mt p.: Mandanfndany foana, mirobaroba. tohiny
Manadodadoda: (dodo) mt.p. (manadodadodà): Mampirehitra misy lelafo be, mampidedadeda. tohiny
Manadodibika: (dodibika) mt. p. (manadodibiha): Manangona, mampiavosa, mampivangongo. tohiny
Manadofaka: (dofaka) mt p. (manadofaha): Mana troka, mampitora-jofo setroka na vovoka. tohiny
Manadoladola: (dota) mt.p. (manadoladolà): Mampiraika, mampirona miankavia miankavanana: Manadoladola Io-ha mandrakariva…tohiny
Manadombo: (dombo) mt.p. (manadomboa): Mahatonga ho dombo, tsy maranitra:Ny vato no nanadombo ny antsy. • Mahadonto:…tohiny
Manadongaingy: (dongaingy) mt.p. (manadongainge): Mainpitondra entana ka mahatonga ny loha toa hisitrika ao an-dam…tohiny
Manadonto: (donto) mt.p. (manadontoa): Mahatonga harenina: Nanadonto azy ilay fahapotrahany. ? Manadombo: Nidofitra…tohiny
Manady: (tady) mt.p. (mana-dia): Manao tady: Manady no raharahan-dRangahy io. tohiny
Manafaingana: (faingana) mt p. (manafaingàna): Manao izay hahavitana faingana: Manafaingana ny dia. tohiny
Manàfana: (afana) mt.p.: Mamafy rano masina mba hanala loto na hanalavitra loza. tohiny
Manafantsitsitra: (fantsitsitra) mt. p. (manafantsitsira): Manao izay hifantsitsirana. tohiny
Manafatra: (hafatra) mt.p. (manafara): Manome zavatra hampanaovina olona: Nanafatra ahy Rabe mba hitondra it? taratasy…tohiny
Manafbka: (foka) nit, p. (manafokà): Mamazivazy, 'mananihany: Notenenin-drainy Ikoto sy ny namany nanafôka an'ilay…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0834