Litera m
Manabirioka: (birfoka) mt.p.: Mamily any amin'ny tsy faleha.
tohiny
Manabisioka: (bisioka) mt.p. (manabiaioha): Mampihataka, mamily any amin'izay tsy izy.
tohiny
Manaboabo: (aboabo) mt.p. (mana boaboa): Manavoavo, manaingainga, manambonimbony: Tsy mety ny manaboabo olona mpamita-bahoaka…tohiny
Manabobobobo: (bobobobo) mt p. (manaboboboboa): Manitrilra (tavoahangy) hakana rano ao anaty rano. 1 Mampaneno mibobobobobo.…tohiny
Manaboboka: (boboka) mt.p. (manaboboha): Mamonto rano, mampisotro tafahoatra, manao izay hankaleo.
tohiny
Manabodika: (bodika) mt.p. (manabodeha): Mampisafotofoto, manodinkodina zavatra amin'ny teny atao ka tsy fantatra…tohiny
Manabofaka: (bofaka) mt.p.: Manao izay hahatonga mibofaka.
tohiny
Manabohaka: (bohaka) m t p. (manabohafa): Manabontsina ho ngeza, manasavovona be.
tohiny
Manabohamaty: (maty) mt.p.: Mitono tena amin'ny loza, manao mosalahy amin'ny fahafatesana. ¶ M.h.: Mitono tena, manao…tohiny
Manaboka: (boka) mt.p. (manabokà): Manaratsy, manambany, manamavo, maneso, manao z'inona, manambany vidy: Tsy…tohiny
Manabokitra: (bokitra) mt.p. (manabokira) : Mampibohitra, mampibontsina, mampivohitra, mampivohon-tsotro.
tohiny
Manabolila: (bolila) mt.p.: Mampibolisatra, mampilefa.
tohiny
Manabonoka: (bonoka) mt.p.: Manarona sy mandrakotra manodidina tanteraka: Nanabonoka ny zanany manavy Ravao.
tohiny
Manabontana: (bontana) mt.p. (manabontàna): Mamona ny volo ho bontana, manao ny volon'ny hafaho bontana.
tohiny
Manabontsina: (bontsina) mt. p.: Mampizihitra, manao izay hahafeno rivotra: Mana-bon tsina kodiaram-bisikilety. •…tohiny
Manaboraka: (boraka) mt.p.: Mamaha izay mifatotra na mifono: Iza no nanaboraka ity entana it??
tohiny
Manaboraraka: (raraka) mt.p. (m ana boraraha): Mandraraka mitosaka sy mitobaka be.
tohiny
Manaboredika: (boredika) mt. p.: Mampikorontan-tsaina, mahavery hevitra.
tohiny