Litera m
Mampitamby: (tamby) mt.p.: Mampanantena zavatra nefa tsy manome: Aza mampitamby anay amin'izay vola fa manana izahay.…tohiny
Mampitondraka: (tondraka) mt.p.: Mampihinam-bilona, mampiraoka ahitra ny biby any amin'ny volin'olona.
tohiny
Mampivihivihy: mampihararetra, mampijaly.
tohiny
Mamy: (hamy) p.t.: Mahafina ritra amin'ny lela ny tsirony: Mamy ny tantely. ¶ M.h.: Fy, matsiro, mafilotra.…tohiny
Man-: Tovona fanaovana matoantenin'ny mpanao ka toy izao sy toy izao avy ny fiovan'ny ft mikambana aminy:…tohiny
Mana: a: Tovona fanaovana matoan tenin'ny mpan ao, izay mikamban a amin'ny ft mpamaritra anarana milaza toetra…tohiny
Manabanaka: (banaka) mt.p. (manabanaha): Mamoha.
tohiny
Manabaraingo: (borain go) mt. p.: Manameloka, manabiloka,
tohiny
Manabarera: (barera) mt.p. (ma-na barerà) : Mampitambotsotra, mampikororosy: Manabarera ny elany ny vorona marary.…tohiny
Manabataba: (tabataba) mt.p. (manabatabà): Manaitra amin'ny horakoraka na ny kotaba: Andeha mivoaka fa mana bataba…tohiny
Manabe: (be) mt.p. (manabeaza): Mitaiza, mamelona, manao izay hahalehibe ara-tsaina sy ara-panahy: Manantena…tohiny
Manabehambehana: (behana) mt.p.: Manasabaka ny sandry na tongotra mba hanakantsakanana ny hafa: Manabehambehana ny sandriny…tohiny
Manabetsaka: (betsaka) mt.p.: Mampitombo isa zavatra mba hahatonga azy ho be dia be.
tohiny