Litera m
Mamotsotra: (votsotra) mt.p. (mamotsàra): Mamaha, manaboraka: Iza no namotsotra ity kofehy it?? •Mitery (ombivavy):…tohiny
Mamotsy: (fotsy) mt.p. (mamotsia): Manadio (metaly, nifY ): Mamotsy sabatra • Mitoto vary fanintelony (rehefa…tohiny
Mamovoka: (vovoka) mt. s.: Mandrakotra vovoka: Mamovoka io tany mianjera io fa amboary. 1 Manetsika, mampibofoka…tohiny
Mamoy: (foy) mt.p. (mamoiza): Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony: Efa namoy ilay bokiko…tohiny
Mamozafoza: (foza, fozafoza) mt.p. (mamozafozà): Mamoriporitra.
tohiny
Mamozezika: (vozezika) mt.p. (mamozezéha): Manavovona, manavosa zavatra befahatany.
tohiny
Mampahendry: (hendry) mt.p.: Manao izay hahatonga han-dry: Ny mpampianatra azy no nampahendry ireto zaza ireto. tohiny
Mampakatra: (akatra) mt. p. (mampakara): Mitondra amin'ny toerana ambony: Iza no nampakatra ireo entana ireo taty…tohiny
Mampamangy: (vangy) mt. p. (mampamangia): Mampitoncira famangiana olona noho ny tsy fahafahan'ny tena mankany. tohiny
Mampangatsiaka: (hatsiaka) mt p. (mampangatsiaha): Manao izay hahatonga mangatsaka
tohiny
Mampaninona: (inona?) mt.p.: Mahatonga ho inona: Mainpaninona ahy moa izay ompanao?
tohiny
Mampanjanaka: (zanaka) mt. p. (mampanjanàha): Mampisam-bola misy zanany; manao petra-bola misy zanany: Nampanjanaka…tohiny
Mamparikivy: (marikivy) mt.p.: Mahatonga m arfkivy.
tohiny
Mampatahotra: (tahotra) p.t: Mahatonga hatahotra (marihina anefa fa zavatra no lazaina amin'izany): Mampatahotra ny…tohiny