Litera m
Mamoraka: (voraka) mt.p. (mamoràha): Mamaha: Mamoraka tady. • Mamoaka avy ao anaty zavatra: Mamoraka ny tao am-bata.…tohiny
Mamoravora: (voravora) mt.p. (mamoravorà): Manaborabora, manageragera. • Manasafotofoto, manasavorovoro.
tohiny
Mamorery: (vorery) mt e: Manala baraka, mahafa-baraka, manala voninahitra: Mamorery ny fitondran-tena rate y.…tohiny
Mamoretaka: (foretaka) mt.p.: Manisy fotaka, manasolitika, manafotetaka.
tohiny
Mamorifotra: (forifotra) mt s.: Mivoaka (enti-milaza ireo bontsimbontsina kely be dia be vokatry ny aretina): Namorffotra…tohiny
Mamoritra: (foritra) mt.p. (mamoreta): Manorotoro, mikosoka: Mamoritra voaloboka amin'ny tanana. • Manery: Aza…tohiny
Mamorivory: (vorivory) rat. s.: Mandroatra, misafoaka: Mamorivory ny ranomasina.
tohiny
Mamorofotra: (forofotra) p.t: Rakotra bontairnbontsina kely be dia be: Indray andro ihany dia nivoaka ny bonibonin'Ilita;…tohiny
Mamorona: (forona) Mampisy, manao amin'ny tsy misy: Andriananahary no namorona an'izao tontolo izao. • Manao,…tohiny
Mamorotaka: na Miporotaka (rotaka) mt.s.: Mitambotsotra midina (toy ny kibo ben' ny olona matavy ).
tohiny
Mamorotsaka: (rotsaka) mt. s. (mamoro tsaha): Mian tsambotra, roboka, manao zavatra tsy amim-piheverana, kitoatoa…tohiny
Mamorovoro: Manavorovoro (vorovoro) mt.p.: Manakorontana, manasafotofoto: Tsy manao afa-tsy mamorouoro trano ire…tohiny
Mamory: Mamorivory (vory) mt. s.: (ity faharoa no fampiasa indrindra) Mandroadroatra: Mamoriuory ny ranomasine…tohiny
Mamory: (vory) mt.p. (mamoria): Miantso ho tonga miaraka, amin'ny toerana iray: Namory ,ny mahantra teo amin'ny…tohiny
Mamosaka: na Manaposaka (posaka) mt.p. (mamosaha, manaposaha): Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy.…tohiny
Mamosavy: (mosavy) mt.p. na mt. s. (mamosavia): Manisy mosavy, mamorika, manimba ka mahafaty: Lazain'ny olona…tohiny
Mamosesika: (bosesika) mt.p.: Manampina, mamempina: Mamosesika ny arabe ny vahoaka.
tohiny