Litera m
Mivolimbolina: (uolimbolina) mt. s.: Mihorongorona ohatra ny volimbolina.
tohiny
Mivolo: (solo) mt. s.: Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro miuolom-bolamena,…tohiny
Mivondraka: (vondraka) mt. s. na p.t.: Mivoraka, matavy: Omby mivondraka.
tohiny
Mivondrona: (vondrona) mt. s. (miuondrdna): Mitambatra ka mikambana ho iray: Nivondrona ny fokonolona ka resy tosika…tohiny
Mivongady: (vongady) mt. s. (miuongadia): Hitamiharihary, mitokana er?, misongadina: Nianjera ny anao lahy ka nivongady…tohiny
Mivongaingy: (vongaingy) mt. s.: Miforitra eo ambanin'ny entana mavesatra loatra, milonjehitra.
tohiny
Mivongana: (vongana) mt. s.: Mitainbatra ho iray tsY misaraka: Mivongana ny orampanala. ? Mandry: Ronono mivongana.…tohiny
Mivongatra: (vongatra) mt. s.: Mangatrakatraka, mivaivay.
tohiny
Mivongavonga: (vongavonga) p. t.: Ngezabe, makadiry be goavam-be, botrefom-be.
tohiny
Mivongika: (vongika) mt. s.: Manano sarotra mitondra zavatra betsaka, izay mety tsy havesatra akory: Mivongika…tohiny
Mivongitrika: (vongitrika) mt. s.: (maso) Mivandravandra mampitahotra toy ny hamono.
tohiny
Mivongovongo: (vongovongo) mt. s.: Mifanongoa: An'iza ireto kitay miuongovongo ireto? ? Mibokitra: Inona àry ity zavatra…tohiny
Mivonkina: (vonkina) mt. s. (miuonkèna): Miforitra:Manjary tery ny farafara noho izy miuonkina rehefa matory. ?…tohiny
Mivonona: (vonona) mt. s. (mivonona): Vita fiomanana: Nivonona hiady izy matoa sahy mamaky ady, ? Mikasa: Nivonona…tohiny
Mivontirika: (uontirika) mt. s.: (maso) Miseho ho avo noho ny manodidina mova tsy ny hivoaka ny taola-maso: Nivontirika…tohiny