Litera m
Mivelatra: (velatra) mt. s. (miuelara): Mitsotra mivalampatra: Nivelatra teo an-tokotany ny tsihy. 4 Misokatra:…tohiny
Mivelona: (velona) mt. s.: Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin'ny zezika ny zavamaniry ary amin'ny sakafo…tohiny
Mively: (vely) mt. s. (miueleza): Mikapoka (vary) mba hampihintsana ny voany: Mivety vary any am-pamoloana any…tohiny
Mivembena: (vena) mt. s.: Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra…tohiny
Mivena: (vena) mt. s.: Mirona, miraika, mitongilana: Tohano auy etsy atsimo ?o latabatra io fa mivena. ? Matahotra,…tohiny
Mivenavena: (venavena) mt. s.: Misokatra makadiry, mitanatana. ? Mitaraikiraiky, mitahontahona: Ity zaza ity hoa…tohiny
Mivendrana: (uendrana) mt, s.: Mivadika any ivelany. ? Miveraka roa.
tohiny
Mivendrivendry: (uendrivendry) mt. s.: Mitotototo mankatsy, mitotototo mankaroa. * Mipendrampendrana, jemby, badenina:…tohiny
Miventy: (venty) mt. p. (miventesa): Mitarika (hira, fivavahana, resaka): Iza no hiventy ny resaka àry e?
tohiny
Miveraka: (veraka) mt. s.: Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra. ? Sahirana: Miveraka…tohiny
Miveravera: (veravera) mt. s.: Mitsikera, mivohavoha. ? (akanjo) Mivaroradroraka: Miuerauera ny akanjonao izany…tohiny
Miverina: (verina) mt. s. (miverena): Efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao? ? Tonga…tohiny
Miverivery: mt. s. (t.tr.): Mivezivezy: Na hanavasava aza ny vositra, / ha hiverivery mandany andro ny saraha, /…tohiny