Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mamofoka: (fofoka) mt.p. (mamofoha): Mamely, mikapoka, manisy. • Mamely, mamindra fofoka: Mikisaha sao mamofoka…tohiny
Mamofona: (fofona) mt.s. (mamofdna): Mandefa fofona, mitera-p o f ana: Mamofona ny tany mando. ? Maimbo : Mamofona…tohiny
Mamofotra: mt. s.: Mitovy amin'ny Mifofotra fa tsY fampiasa firy. tohiny
Mamofy: na Mivofy (vofy na vaofy) mt.p. (mamoasa, mivoasa): Manala ny hoditra: Mamofy ovy. • Manazava: Miuofy…tohiny
Mamoha: (voha) mt.p. (mamohà): Manokatra: Mamoha vavahady. tohiny
Mamoha: (foha) mt.p. (mamohaza): Manaitra, manohina mba hahatsiaro: Ny akoholahy no mamoha ahy isa-maraina.…tohiny
Mamohavoha: (uohavoha) nit p. (mamohauohà): Manasaraisaraka, mameravera, mitsikera tohiny
Mamohehatra: (fohehatra) mt. s. na mt. p. (mamohehara): Mampahita angano,loza:Mamohehatra ireo ankizy ireo. • Manimba:…tohiny
Mamohitra: na Mambohitra(uohitra) mt.p. (mamohira, mambohira): Mampibontsina tohiny
Mamohy: Jer. Manafohy. tohiny
Mamoina: (mamo) ?nt p. (mamoy): Atao izay hahaleo, izay hahamamo: Aza mamoinao io zaza bo. tohiny
Mamoina: (foina) mt.p. (mamoinà): Tsy mamela hihetsika na hipaika (fanorona). tohiny
Mamoitra: na Manapoitra (poitra) mt.p. (mamoira, manapoira): Manao izay hisehoana, manambotra. tohiny
Mamoivoy: (voivoy) mt.p. (mamoivoiza): Mandefa mankatsy mankaroa; mampivezivezy. tohiny
Mamoka: (poka) mt.p.: Manapoka. tohiny
Mamoka: p. ?: Malemy tanteraka, drodroka, lo. tohiny
Mamokaiky: na Mivokaiky (vokaiky na vokaika) mt p. (mamokaike, mivokaike): Miketrona: Momokaiky ny hoditra rehefa…tohiny
Mamokatra: (uokatra) mt.p. (mamokàra): Manome vokatra, miteraka betsaka tohiny
Mamokehana: (vokeky) p. t: Miketrona, miforitra, mionkina. tohiny
Mamokoka: (vokoka) mt.p. (mamokàha): Manao ohatra ny volantsinana, mandantsika, mampanjoko: Nisy olona namokoka…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731