Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitsivatsivaka: (tsivaka) mt, s.: Mandeha somary mivoaka ny tongotra fa tsy mba mahitsy tsara (misy koa miditra ny tongony,…tohiny
Mitsivetraka: (tsivetraka) mt. s. (mitsivetrĂ ha): Mipetraka, mametraka ny tenany hisonanina amim-piadanana: Iza ange…tohiny
Mitso-drano: (tsoka rano) mt. p. (mitsdfa rano): Mirary, maniry soa ho an'olona: Mitso-drano anao aho, anaka, mahaleova,…tohiny
Mitsoaka: (tsoka) mt. s. (mitsoaha): Miala amin'izay nisy azy: Nitsoaka ny tongo-databatra fa tsy voapetaka tsara.…tohiny
Mitsobatsoba: (tsobatsoba) mt. s.: Miditra ao anatin'ny zavatra be rano. tohiny
Mitsoboka: (tsoboka) mt. s. (mitsobdha): Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin'io rano io fa misy aretina, ho-no,…tohiny
Mitsofa: (tsofa) mt. s.: Tsofaina, voatsofa: Haxo efa nitsofa ity ka tsy tapahina intsony. - F.-p.: Mitsofa maina:…tohiny
Mitsofoka: (tsofoka) mt. s. (mitsofĂ´ha): Miditra ao anatin' ny...: Nitsofoka tamin'io trano io izy. ? Misisika:…tohiny
Mitsofotra: (tsofotra) mt. s.: Milentika, maty, misoka (masoandro): Nitsofotra tamin' ny enina androany ny masoandro.…tohiny
Mitsoitsoy: (tsoitsoy) mt s. na p. t.: Vonto ka tsontsorihan' ny rano: Nampalahelo er? ny nahita azy nitsoitsoy…tohiny
Mitsoka: (tsoka) mt. P. (mitsiifa): Mamono: Mitsoka ny jiro. ? Mamelona: Mitsoka afo. ? Mampangatsiatsiaka: Mitsoka…tohiny
Mitsolotsolo: (tsolo) p.t.: Marani-doha, kitso loha. tohiny
Mitsolotsolo: (tsolo) mt. s.: Miserana, mandalo vetivety eo ambony afo. tohiny
Mitsolotsolotra: (tsolotra) mt. s.: Mandroso sy mihemotra miverimberina. tohiny
Mitsonga: (tsonga) mt, p.: Mifidy, mifantina. tohiny
Mitsongo: (tsongo) mt. p. (mitsongda): Maka anana ka ny hohon-tanana no anapahana azy: Lasa nitsongo anana i Fara.…tohiny
Mitsonika: (tsonika) mt. s.: Mihalevona tonga ranony, miempo: Mitsonika amin'ny masoandro ny menaka. ? (ratra na…tohiny
Mitsontsona: (tsontsona) mt. s. na p.t.: Misafosafo (biby) mba tsy hitroarany; manambitamby; mihaotraotra solon'ny…tohiny
Mitsontsorika: (tsontsorika) mt s. (mitsontsoriha): Mandroso midina: Mitsontsorika ny lohan'ny marary. / Mitsontsorika…tohiny
Mitsopaka: (tsopaka) mt. s.:Milentika, miditra lalina: He-no nitsopaka tany anaty no-fo ny benitra. ? Mandroso…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0944