Litera m
Mitsilopilopy: (tsilopilopy) mt s. na p. t.: Tsy mazava tsara; mipendrampendrana: Mitsi?opilopy ny jiro fa efa kely…tohiny
Mitsilotidotika: (tsilotidotika) mt. s.: Maloto, misotetika, misotisoty.
tohiny
Mitsilotsilo: (tsilo) mt. s.: Sady lava no marani-doha: Mitsilotsilo tranondakolosy ir9.
tohiny
Mitsimbadika: (tsimbadika) mt. s. (mitsimbadiha): Mihodina dia mikodia: Notsofin'ny riuotra ka nitsimbadika ilay vatan-kazo.…tohiny
Mitsimberivery: (tsimberivery) mt. s.: Miriorio, mirenireny.
tohiny
Mitsimbina: (tsimbina) mt. p. (mitsimbina): Mikarakara tsara, miahy: Mitsimbina ny raharahany tokoa iny lehilahy…tohiny
Mitsimbohitra: (tsimbohitra) mt. s.: Manohitra ny manampahefana.
tohiny
Mitsimintsimina: (tsimintsimina) mt. s. sady p.t.: Mifalifaly, miravoravo.
tohiny
Mitsimoka: (tsimoka) mt, s.: Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro! • Vaky vazana:…tohiny
Mitsimpohafoha: (tsimpohafoha) mt. p.: Mitsangantsangana (volo): Marary ny sakanay ka mitsimpohafoha ny uolony. • Miseho…tohiny
Mitsimpona: (tsimpona) mt. s. (mitsimpona): Maka tsirairay: Mitsimpona ny voambary latsaka ny uoromailala. * Mifantina…tohiny
Mitsinainaina: (tsinainaina) mt. s.: Miletra, misesika hanina.
tohiny
Mitsinanginangy: (tsinanginangy) mt. s. na p.t.: Sahisahy ratsy be loatra, midaondaombava tafahoatra.
tohiny
Mitsinanika: (tsinanika) mt. s.: Miboboka be loatra, miletra (sakafo) be loatra.
tohiny
Mitsindrantsindrana: (tsindrantsindrana) mt. s. na p. t.: (volo) Tsy milamina, misy mitsingatotra na mitsangantsangana. •…tohiny
Mitsindroandroana: (tsindroana) mt. s.: Maniry etsy sy eroa.
tohiny
Mitsindroka: (tsindroka) mt. p. (mitsindroha): Mitsaingoka voan-javatra eny amin'ny tany amin'ny vava: Aza avala…tohiny
Mitsindrona: (tsindrona) mt. s. (mitsindrona): Tsindronina; mitsabo tena amin'ny tsindrona: Mitsindrona isaky ny…tohiny