Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitsikarakaraka: (tsikarakaraka) mt. s.: Enti-milaza zavatra manify na makarakara azo ahitana izay ao anatiny. tohiny
Mitsikaroka: (tsikaroka) mt. s. (mitsikaroha): Mihohy, manetsika ny tongotra amantanana ao anatY... tohiny
Mitsikebona: (tsikebona) mt. s.: Mitsinkafona ao anaty rano; enti-milaza zavatra tsy madio mangarangarana fa misy…tohiny
Mitsikefakefaka: (tsikefakefaka) mt, s.: Miendaka amin' ny laniny iray; mihofahofa amin'ny laniny iray. tohiny
Mitsikehina: (tsikehina) mt. s.: Mitaraindraina, mifendrofendro. tohiny
Mitsikera: (tsikerà) mt. p. (mitsikerà): Manakofoka tsy mamela hifatratra na hifitsaka. ? Manaratsy: Tsy manao…tohiny
Mitsikiakia: (tsikiakia) mt. s.: Mampihomehy, manao hatsikana, mamazivazy, misangisangy. tohiny
Mitsikilo: (tsikilo) mt. s. (mitsikiloa): Manao ara-maso sy mihainohaino izay ataon'ny olona iray nefa tsy hitany:…tohiny
Mitsikintsikina: (tsikintsikina) mt. s.: Midihindihina, miedinedina, mitikintikina, miangentsana amin'ny fomba famindra…tohiny
Mitsikofokofoka: (tsikofokofoka) mt s. (mitsikofokofdha): Mihetsiketsika: Matoria tsara fa aza mitsikofokofoka, ry Ikoto…tohiny
Mitsikoinkoina: (tsikoinkoina) mt. s.: Mimoimoy, mitaraindraina. tohiny
Mitsikozakoza: (tsikozakoza) mt. s.: Mangozohozo ohatra ny marary. ? Mitaredretra, mitsiredareda: Mitsikozakoza lava…tohiny
Mitsiky: (tsiky) mt. s. (mitsikia): Mihomehy kely amin' ny fanetsehana ny molotra sy ny maso falifaly. tohiny
Mitsilaikolaiko: (tsilaikolaiko) mt. s.: Mitovy amin'ny milaikolaiko. tohiny
Mitsilailay: (tsilaiiay) mt. p. (mitsilailaiza): Mandry mivadibadika, mitsimbadimbadika, mitsinkasinkasina: Mitsilailay…tohiny
Mitsilany: (tsilany) mt. s. (mitsilanesa): Mandry ka ny lamosina no atao ambany. tohiny
Mitsilasilasy: (tsilasilasy) mt. s.: Mitsiredareda, midanesaka, mitavozavoza, milasilasy. tohiny
Mitsililalila: (tsililalila) mt. s.: Midoladola, mitolatola eny am-pandehanana na eo ampipetrahana. tohiny
Mitsilo: (tsilo) mt. s. (mitsilova): Manazava, manome hazavana: Ny volana fenomanana no nitsilo ny dianay halina.…tohiny
Mitsiloliloly: (tsiloliloly) mt. s.: Mitsiranorano maditidity. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.16