Litera m
Mitsatsà: (tsatsà) mt. s.: Zaraina mitovy: Nitsatsà taminay fito mianadahy ny loua nauelan'i Dada sy Neny.
tohiny
Mitsatsaingona: (tsatsaingona) mt. s. (mitsatsaingdna): Miteny nefa mbola misy hafa miteny, manapaka tenin'olona mbola…tohiny
Mitsatsàka: (tsatsàka) mt. s.: Mamarana ny fitotoam-bary efa madiva ho fotsy; mamotsy ny vary. ? Enti-milaza hanina…tohiny
Mitsatsatsatsa: (tsatsatsàtsa) mt. s.: Mipitripitrika ohatra ny menaka anendasana ka rarahana rano kely. ? Mitsaontsaom-bava,…tohiny
Mitsatsiaka: (tsatsiaka) mt. s.: Rovitra ka heno ny fitriarany.
tohiny
Mitsatsika: (tsàtsika) mt. s. (atsatsiho): Voatono eo ambony afo. ? h, i.: Mamindro.
tohiny
Mitsatso: (tsatso) mt. s.: Nisy zavatra manatsatso azy, tonga matsatso: Nitsatso tao anaty damizana tao lahy ity…tohiny
Mitsefaka: (tsefaka) mt. s.: Mitriatra, vaky, mitresaka: Be ny mitsefaka amin'ity tamboho ity.
tohiny
Mitsefotra: (tsefotra) mt. s. (mitsefora): Mipoaka kely: Nitsefotra ilay basy poleta fa efa nasiana tampim-peo.…tohiny
Mitsehatseha: (tsehatseha) mt. s. (mitsehatsehà): Mandeha na mamindra moramora mailamailaka.
tohiny
Mitsehontsehona: (tsehontsehona) mt. s. (mitsehontsehona): Mitaria, mitsaontsaombava, tsy mahatam-bava, rnanta vava.…tohiny
Mitselaka: (tselaka) mt. s.: Mirehitra: Mora mitselaka ity hazo ity. ? Mamirapiratra, manjelanjelatra: Mitselaka…tohiny
Mitselatra: (tselatra) mt. s.: Mirehitra: Mitselatra haingana ny rauin-kazo maina. ? Misy tselatra: Mitselatra ny…tohiny
Mitselika: (tselika) mt. s. (mitseleha): Mailaka, kinga. ? Mandeha haingana: Mitselika Ikoto rehefa misy zavatra…tohiny
Mitselotseloka: (tselotseloka) mt. s. (mitselotseloha): Mandeha etsy sy eroa.
tohiny
Mitsemboka: (tsemboka) mt. s.: Misahirana miasa mafy, misasatra: Fito taona naninjitra aho izao no nitsemboka tamin'ity…tohiny
Mitsena: (tsena) mt. p. (mitsenà): Mandeha mba hihaona amin'olona tonga avy lavitra: Hitsena ny zanany izy ka…tohiny
Mitsentsina: (tsentsina) mt. s.: Misy tsentsina: Tavoahangy mitsentsina.
tohiny
Mitsentsitra: (tsentsitra) mt. p. (mitsentsefa): Mitroka ranon-javatra amin'ny vava, mitroka ny ao anaty zavatra:…tohiny