Litera m
Mamita: (vita) mt.p. (mamità): Manatanteraka, manatontosa, manapitra, manao hatramin'ny farany: Mbola mamita…tohiny
Mamitaka: (fitaka) mt.p. (mamitaha): Manambaka: Aza mamitaka ny bado. • Manoloky, mametsy: Namitaka ny olona tao…tohiny
Mamitra: (fitra) mt.p. (mamira): Mamafa, mamaoka, manesotra ny diky amin'ny vorodamba, taratasy...
tohiny
Mamitrana: (vitrana) mt. p. (mamitràna): Manjaitra (zavatra) roa mba hitambatra ho iray: Iza no namitrana ireto…tohiny
Mamitsaka: (fitsaka) mt.p. sady mt.s. (mamitsaha): Manao izay hahafisaka, hampifintina: Mamitsaka ny tony ny ranonorana.…tohiny
Mamitsoka: (fitsoka) mt. p. (mamitsoha): Mamely, manisy: Mamitsoka tehamaina. * Mandany: Tamin'ny soavaly no namitsohan-dry…tohiny
Mamivitra: (viuitra) mt.p. (mamivita): Mandray amin'ny sisiny na amin'ny ilany kely foana. • Misintontsintona,…tohiny
Mamizana: (vizana) mt p.: Manasatra, mahasasatra: Mamizana ahy izany mihaino ny bedibedinareo izany ka lasa aho.…tohiny
Mamizatra: (vizatra) mt.p.: Miteny olona miriadriatra: Tsy tiako Rangahy io fa mahery mamizatra mpiasa aoka izany…tohiny
Mamizaviza: (vizaviza) mt. p. (mamizavizà): Manao tsinontsinona, mamingavinga: Tanora tsy vanona no sahy mamizaviza…tohiny
Mamo: p.t: Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nan jary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy.…tohiny
Mamoafady: (voa) p.t.: Entimilaza olona miteniteny foa• na na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra:…tohiny