Litera m
Mitrefotra: (trefotra) mt. s.: Mangetotra, mitsefotra.
tohiny
Mitrehatreha: (trehatreha) mt. s.: Mirehareha sady mahery fiavy.
tohiny
Mitrena: (trena) mt, s. (mitrenà): Mimà (omby). • Mifofofofo, mimamamama (ria-ka). ? Manao feo mampitahotra (olona…tohiny
Mitrerona: (trerona) mt. s. (mitreràna): Manao feo (na endrika na fihetsika) mampitahotra, mampivadi-po;mandrahona…tohiny
Mitresaka: (tresaka) mt. s.: Mitriatra, mitsefaka, mivava, miveraka: Mitresaka ny rindrin'ny tamboho.
tohiny
Mitretroka: (tretroka) p.t.: Misy saoka roa; manana saoka mivalombalona manao ambaratonga.
tohiny
Mitrevatreva: (trevatreva) p. t.: Mivatravatra fandeha sy miriadriatra.
tohiny
Mitriatra: (triatra) mt. s.: Ro-vitra, tataka, mitataka: Mitriatra ny pataloany. ? Mitsefaka, miveraka, mivava:…tohiny
Mitrifana: Mitrifantrifana (tri-fana) mt. s. (mitrifàna): Mirifadrifatra, mihavatravatra, mihoalahoala: Tsy mahay…tohiny
Mitrikatrika: (trikatrika) p. t.: Mahia, mandraka. ? Maraorao, marokoroko. ? Mikitoantoana.
tohiny
Mitringatringa: (tringa) mt. s.: Mandringa, mikotringa.
tohiny
Mitringitringy: (tringitringy) mt. s.: Mivohitra matsilotsilo.
tohiny
Mitritratritra: (tritratritra) m t. s.: Mipelipelika sy mitsambikimbikina manakotaba ny sasany.
tohiny
Mitritritritry: (tritry) p. t.: Mahia; izay miseho mitrakitraky ny tritriny.
tohiny