Litera m
Mitofefika: (tofefika) mt. s.: Mihilana, miraika, mirona, mitady hihohoka: Nitofefika ny lakana ka natahotra izaitsizy…tohiny
Mitofendro: (tofendro) mt. s.: Miketrona, mifararemotra toy ny hitomany: Nitofendro aoka izany ny endriny ka tsy…tohiny
Mitofezaka: (tofezaka) mt. s.: Noana mafy, reraky ny hanoanana.
tohiny
Mitofintofina: (tofina) mt. s.: Mihetsiketsika, manonjanonja, mitopatopa.
tohiny
Mitofotra: (tofotra) mt s.: Midona, mipifka, migbna: Nitofotra tamin'ny vato ny angadiko ka dombo ter?!
tohiny
Mitoha: (toha) mt. s.: Mitady (haza, remby): Lasa nitoha tantely any an'ala izy. - F.-p.: Mitoha ady: mila ady,…tohiny
Mitohana: (tohana) mt, s.: Tsy mahalatsaka fivalanana: Ra-ha mitohana elaela, tokony haka fanafody any amin'ny…tohiny
Mitohatoha: (toha) mt. s.: Mihaodihaody, misodisody, mitady.
tohiny
Mitohatra: mt. s.: Enti-milaza ny nonom-biby izay efa mibontsina, na ny biby — indrindra ny ombivavy — ma-nana…tohiny
Mitohinjaka: (tohinjaka) mt. s.: Mihetsiketsika, manonjanonja.
tohiny
Mitohoka: (tohoka) mt. s. (mitohofa): Voatohan'ny fefy ka mihandrona, be rano: Efa mitohoka ny rano amin'ny tanimbarinao.…tohiny
Mitohy: (tohy) mt. P.: (mitohiza): Mampiditra zavatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na amin'ny tsoraby:…tohiny