Litera m
Mitapelaka: (pelaka, tapelaka) p. t.: Enti-milaza zavatra sady mivelatra lehibe no fisaka: Mitapelaka ny ravin-tsaonjo.…tohiny
Mitapikotra: (tapikotra, ft. tsyfampiasa) mt. s.: Misarangotra, mamikitra mafy.
tohiny
Mitapitapy: (tapitapy) mt. s. (mitapitapia): Tongamiatoato, tsy indray migorodana fa tsirairay ary misy elanelany…tohiny
Mitapy: (tapa) mt. s. (mitapia): Mankeo amin'ny bainandro mba hahazo hafanana, mitanina andro: Tsy manao afa-tsy…tohiny
Mitaraiky: (taraiky) p.t: Adaladala, mitandrantandrana. ? (ankehitriny) f.s.b,: Mitavozavoza ka tonga tratra aonana,…tohiny
Mitaraina: (tarama) mt, s.: Mimenomenona: Mitaraina amin'ny zauatra tsinontsinona io zaza io. ? Mitoloko a-mana…tohiny
Mitarika: (tarika) mt. p, (mitariha): Mandrirotra, misarika: Mitari-bato. / Soaualy mainty sy fotsy no nitarika…tohiny
Mitaroka: Mitarotaroka (taro-ka) mt. s. na p. t.: Mamoaka tsimoka na laingo tanora milenodenoka.
tohiny
Mitarozaka: (tarozaka) mt. s.: Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady…tohiny
Mitataka: (tataka) mt, s.: Vaky na rovitra eo amin'ny zaitrany. • Misy loaka na banga fandehanan'ny rano.
tohiny
Mitatao: (tatao) mt. p. (mitataoua): Mandondona eo ambony: Tsy mahita tory aho isaky ny mankany amin-dry Nenitoa…tohiny
Mitatatata: (tatatata) mt. s.: Maneno mafy toy ny an'ny basy mitefotefoka, ny langorony velesina: Nitatatata ny…tohiny
Mitatatra: (tatatra) mt. s.: Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana…tohiny
Mitatavoka: (tatavoka) mt. s.: Potraka, mianjera mitsotra mivalandotra: Nibolisatra tamin'ny hoditr'akondro izy…tohiny