Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitangorona: (tangorona) mt. s.: Mivory betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana: Nitangorona nanodidina…tohiny
Mitangy: (tangy) mt. s.: Mikarama, mandray vola na fanomezana mba hanekena hiray amin' olona. tohiny
Mitanika: (tanika) mt. p. (mitaneha): Mampangotraka: Mitaneha kely tambavy, rankizy a! ? Mampiempo: Mitanika menaka…tohiny
Mitanila: (tanila) mt, s. (mitanilà): Mijoro na mipetraka tsy manatrika fa miraika amin'ny ilany iray: Mitanilà…tohiny
Mitanina: (tanina) mt. s. (mitanina): Mipetraka mitodika amin'ny afo, amin'ny masoandro: Sady mitanina afo izahay…tohiny
Mitanintanina: (Btl) p.t.: Teny enti-milaza omby vaventy sady malemy paika. tohiny
Mitanisa: (tanisa) mt. s. (mitanisà): Manao tanisa. ? Manonona tsirairay, milaza antsipiriany: Nitanisa ny fahavoazany…tohiny
Mitanjaka: (tanjaka) mt. s. (mitanjaha): Miseho vatana tsy misy manarona, tsy mitafy: "Fa ny mafy taminy indrindra…tohiny
Mitanjozotra: (tanjozotra) mt. s.: Mandeha betsaka manao ranolava mizotra toa milahatra. tohiny
Mitankosina: (tankosina) mt. s. (mitankosina): Mifanosona matevina ka toa manjary hafahafa; mikitroka be. tohiny
Mitanondrika: (tanondrika) mt. s. (mitanondreha): Miondridoha noho ny alahelo na ny hasasarana na ny hanoanana. tohiny
Mitanontanona: (tanontanona) mt. s.: Mitovy amin'ny Mananontanona (jer. io tenyio): Mitanontanon-daua eo akaikiko io…tohiny
Mitantana: (tantana) cit. p. (mitantàna): Manohana (zaza na marary) mandeha ka mandray ny tanany eo am-pamindrana…tohiny
Mitantana: (tantana) mt, s.: Mizara (hena, vary, sakafo, vo-la...). ? Mitovylenta. tohiny
Mitantara: (tantara) mt, p. (mitantarà): Milazalaza izay nitranga: Liana er? izahay nihaino azy nitantara ny dia…tohiny
Mitantavana: (tantavana) mt. s.: Mandalo tamin'ny tantavana: Rano efa nitantavana io. tohiny
Mitanty: (tanty) mt. s.: Entimilaza zavatra atao hirotsahana rano avy eo ambony. tohiny
Mitao: (tao) mt. s. (mitaova): Miomanomana toy ny ho any an'ady, hanafika. tohiny
Mitaona: (taona) mt. p. (mitàoma): Mitondra (zavatra) avy amin'ny toerana anankiray mankamin'ny toerana hala:…tohiny
Mitaontaona: (taontaona) mt. s.: Mitandrantandrana, ketrina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0363