Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitambelona: (tambelona) mt. s.: Mody miaina rehefa avy torana: Efa nitambelona ue ilay ankizy safotra anikeheo?…tohiny
Mitamberina: (tamberina) mt. s.: Mandeha dia miverina. • Mivezivezy, mivoivoy. ? Mihodinkodina eo an-toerana ihany.…tohiny
Mitamberivery: (tamberiuery) mt. s. (mitamberivere): Misodisody, mihaodihaody. tohiny
Mitambesatra: (tambesatra) mt. s.: Manindry na miankina mafy amy...: Axa mitambesatra amin'ny soroko ianao. tohiny
Mitambezo: (tambezo) mt. p. (mitambezoa): Mangataka fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany, miverina amin'izay…tohiny
Mitambina: (tambina) mt. s.: Misy tambiny, misy fanampiny. tohiny
Mitambitamby: (tambitamby) mt. s. (mitambitambaza) mt. s.: Manao izay hahafalifaly olona ka manasohaso azy sa-tria…tohiny
Mitambolimbolina: (tambolina) mt. s.: Mitangolingolika: Mitambolimbolina izany ny tsinaiko. tohiny
Mitambolina: (tambolina) mt. s.: Mihodinkodina na miolanolana eny am-pandehanana. tohiny
Mitambongana: (tambongana) mt. s.: Mitambatra mivongambongana: Mitambongana ny rononomandry. tohiny
Mitambororotra: (tambororotra) mt s. (mitambororota): Mikororosy, mietry, miletsy: Mitambororotra ilay tany nikoa tetsy…tohiny
Mitambotsotra: (tambotsotra) mt. s. (mitambotsora): Midi-na ambany: Mitambotsotra ny pataloanao fa akaro. ? Mikorisa…tohiny
Mitamby: (tamby) mt. s.: Mikarama. tohiny
Mitampesona: (tampesona) mt. s. (mitampesona): Mangataka sesilany, mitambezo tsy miato ka manao hata-piso: Zatra…tohiny
Mitampify: (tampify) mt. s. (mitampifia): Mitampisaka miery eo anila: Aza mitampifY amin'ny vody hazo rehefa avy…tohiny
Mitampina: (tampina) mt, s.: Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason'ny…tohiny
Mitampisaka: (tampisaka) rat. s. (mitampisaha): Miraikitra amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin'io…tohiny
Mitampody: (tampody) mt. s. (mitampodia): Miverina amin'ny toerana Malaria ny andro niaingana ihany. tohiny
Mitampoka: (tampoka) mt, p.: Miampy rano: Nitampo-drano ity ronono ity izany. tohiny
Mitana: (tana) mt. p. (mitàna): Mangeja na mitondra zavatra eny an-tanana: Nitana ny satrony tamin'ny tanany…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0629