Litera m
Mitaintaina: (taintaina) mt. s.: Mitebiteby amin'izay hiseho: Nitaintaina izaitsizy izahay teo am-piandrasana ny…tohiny
Mitaitaika: (taika) mt.: Tonga mitsitapitapy: Tsy tiako ny fahatongauanareo mitaitaika toy izao. ! Maneno mitapitapy,…tohiny
Mitaitay: (taitay) mt. s. (mitaitaiza): Maika ha..., dodona ta...: Mitaitay hiasa ianareo mbola mpianatra, nefa…tohiny
Mitaiza: (taiza) mt. p. (mitaizĂ ): Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io uehivauy io. ? Mikarakara…tohiny
Mitakarina: (takarina) mt. s. (mitakarina): Mandeha miresaka na mihinana any an-tranon'olon-kafa: Aza mitakarina…tohiny
Mitakataka: (takataka) p.t.: La-va mahia mitezotezo.
tohiny
Mitakatsika: (takatsika) mt. s. (mitakatsiha): Miray tetika mba hamitaka.
tohiny
Mitakemotra: (takemotra) mt. s. (mitakemora): Miverina tsy mandroso, noho ny henatra na tahotra: Nitakemotra izy…tohiny
Mitakiboka: (takiboka) mt. s.: Feno mibontsina, mizihitra. ? Voahidy, mihandrona.
tohiny
Mitakiky: (takiky) mt. s.: Lany harena, botry: Nitakiky Ra-koto taorian'ny nandalovan' ilay rivo-doza, ? h.i.:…tohiny
Mitakimoka: (takimoka) mt. s.: Mitana hehy tsy atao mafy, mihomehy tsy vaky.
tohiny
Mitakitsoka: (takitsoka) mt. s, (mitakitsoha): Milentika, mitsoboka tanna dia lalina.
tohiny
Mitakizina: (takizina) mt. s. (mitakizina): Mitoetra amin' ny maizina, tsy mamelon-jiro: Tianao angaha izao mitakizina…tohiny
Mitakobaka: (takobaka) mt. s.: Mihetsiketsika ao anaty rano.
tohiny
Mitakoboka: (takoboha) mt. s. (mitakoboha): Voafina ao anaty filanjana misarona, voafina ao anaty lamba.
tohiny
Mitakoditra: (takoditra) mt. s.: Andrahoina aman-kodiny: Tiako tokoa ny ovy mitakoditra.
tohiny
Mitakoko: (takoko) mt. s.: Mipetraka tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Mitakoko…tohiny
Mitakolaka: (takolaka) mt. s. (mitakolaha): Mitampify, miafina mba hitily: Mitako laka eo am-baravarana Ibalita…tohiny