Litera m
Misotrisotry: (sotrisotry) p.t.: Mianjonanjona; be kiry, be tohika.
tohiny
Misotro: (sotro) mt. p. (misotroa): Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin'ny va-va, dia mitelina: Misotro…tohiny
Misovoka: (sovoka) mt. s. (misovoha): Mamely tampoka, manampoka: Nisovoka ny fahavalo. 1 Miditra mangina sy misokosoko…tohiny
Misy: (isy) mt. s. (misia): Teny enti-milaza ny fijoroan'ny maha-izy ny zavatra iray: Misy Andriamanitra.…tohiny
Mita: (ita) mt. p. (mita): Mirobo-drano ho eny an-dafindrano: TerY ambonimbony izahay no nita (rano). ¶ M.…tohiny
Mitaba: (taba) mt. s. (mitabà): Manakorontana. • Mihinanjavatra ka miosanosana eo am-pihinanana.
tohiny
Mitabaka: (tabaka) mt. s. (mitabàha): Miely toy ny rano tondraka mihoa-pefy; miparitaka, miditra betsaka: Nitabaka…tohiny
Mitabariaka: (tabariaka) mt. s. (mitabariàha): Miely, mipariaka, miparitaka, mihahaka: Mitabariaka eran'ny lohasaha…tohiny
Mitabataba: (tabataba) mt s. (mitabatabà): Manao horakoraka na kotaba: Roahy any ireo ankizy ireo fa mitabataba.…tohiny
Mitaboika: (taboika) mt. s.: Mivoaka avy anaty tany, vatolampy...: Mitaboika avy amin'ny vatolampy io rano io.…tohiny
Mitabonaka: (tabonaka) mt, s.: Mibontsina, mivozihitra.
tohiny
Mitaboretaka: (taboretaka) mt, s.: Mipetraka mibotetaka, mietsy, miletsy: Nitaboretaka ilay kisoa azon'ny tauiny.…tohiny
Mitaboroaka: (taboroaka) mt, s.: Miseho any ambadika ny loaka, loaka borobaka.
tohiny
Mitaborobaka: (taborobaka) mt. s.: Loaka tanteraka, migorobaka.
tohiny
Mitabotetaka: (tabotetaka) mt. s.: Mipetraka amin'ny fanambaniny.
tohiny
Mitadidy: (tadidy) mt, s.(mitadidiaua): Manao izay hahatsiarovana zavatra na olona: Noarahabaiko izy, nefa tsy…tohiny