Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Misangy: Misangisangy (sangy) mt. p. (misangia): Milalao a-min' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza…tohiny
Misantatra: (santatra) mt. P. (misantara): Manao namampiasa na mihinana zavatra (vary, voankazo...) vokatra voalohany:…tohiny
Misaoka: (saoka) mt. s.: (akanjo) Misy tapa-damba hanalalahana azy: Tsy akanjo misaoka veliuely ity, aoka ho…tohiny
Misaona: (saona) mt. s. (misaonà): Mampiseho na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan'ny havana: Mbola…tohiny
Misaosao: (saosao) mt. s.: Tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao: Misaosao ny lamba jiafotsy. ? Mikasaoka:…tohiny
Misaotra: (saotra) mt. P. (misaora): Mankasitraka noho ny soa nataon'ny hafa tamin'ny tena: Namonjy ahy tamin'ny…tohiny
Misara: (sara) mt. s.: Andoavana sarany: Tsy misara ity lakana ity, tompoko, fa miakara amin'izao. tohiny
Misaraka: (saraka) mt. s.: Mihataka: Vonjeo simà fa mua hisaraka ireto vato roa amin' ny tamboho ireto. ? Tsy…tohiny
Misarandra: (sarandra) mt, s.: Misalaka. tohiny
Misarangaranga: (sarangaranga) mt. s.: Marary (enti-milaza ny fahararian'ny vehivavy raha mihetsi-jàza hiteraka). tohiny
Misarangotra: (sarangotra) mt. s. (misarangota): Mamikitra mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra hianjera na…tohiny
Misarebaka: (sarebaka) mt. s. (misarebaha): Mirefarefa amin'ny tany: Misarebaka ny lambanao. • Mitafy lamba izay…tohiny
Misariaka: (sariaka) mt. s. (misariaha): Miseho falifaly amin'ny olona mitari-dresaka sy mitsikitsiky. tohiny
Misarika: (sarika) mt. s. (misariha): Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan'akondro. ? Misintona…tohiny
Misariko: (sariko) mt. p.: Manozona, manompa: Aza misariko olona tsy naninon-tsy naninona anao, tohiny
Misariraka: (sariraka) mt. s. na p.t.: Mifotofoto, misavorovoro toy ny kofehy, misaritaka. tohiny
Misaritaka: (saritaka) mt. s. (misaritaha): Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko.…tohiny
Misarivy: (sarivy) mt. 's.: Mikarakara sy mandroso sakafo. • Manampy ny pretra amin' ny fanaovana lamesa (fiteny…tohiny
Misarona: (sarona) mt. s. (misardna): Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano, • Misy sarony: Vilany…tohiny
Misarongatra: (sarongatra) mt. s.: Mitroatra amim-pahatairana: Nisarongatra izy raha uao nahare izany teny fanaratsiana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0913