Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mirorirory: (rorirory) p.t.: Manify sady malemy: Lamba mirorirory. tohiny
Miroritra: (roritra) mt, s.: Mihalava: Niroritra ny mahazaka tohiny
Mirosarosa: (rosarosa) mt. s.: Manao zavatra na mandeha miadana dia miadana, tsy rototra. tohiny
Miroso: (roso) mt. s. (mirosoa): Mifindra eo aloha. tohiny
Mirotaka: (rotaka) rot. s,: Miroraka be toy ny mitatao: Efa ho latsaka ny zana-dRamafoa ir? fa efa mirofaka ny…tohiny
Mirotaka: (rotaka) mt, s. (mirotaha): Manimbazavatr'olona ho fanehoana tsy fahafaliana. tohiny
Mirotika: (rotika) p.t.: Misaritaka, mikorontana, mikorokoro. tohiny
Mirotoroto: (rotoroto) mt, s. (mirotorotoa): Dodona, mai-ka rehefa manao zavatra, manao zavatra haingana: Aza mirotoroto…tohiny
Mirotsaka: (rotsaka) mt. s. (mirotsaha): Milatsaka (orana): MijanBna fa efa mirotsaka ny orana. 0 Milatsaka ho:…tohiny
Mirova: (rova) mt, s.: Misy ro-va na fefy. tohiny
Mirozaka: (rozaka) p.t.: Mikiraviravy. tohiny
Mirozatra: (rozatra) p.t.: Voarirodrirotra, voasintontsintona. tohiny
Mirozirozy: (rozirozy) p.t.: Vizana, sasatra, valaka. tohiny
Misabaka: (sabaka) mt. s. (misabakà): Mijoro ka ahataka ny tongotra roa ho malalaka ny elanelany: Misabaka fandeha…tohiny
Misabilaka: (sabilaka) mt. s.: Vilambilana, mivaona (mitovy amin'ny misobilaka), tohiny
Misabobaka: (sabobaka) p.t.: Mivonto, mibontsina, mivozihitra. tohiny
Misabodika: (sabodika) mt. s.: Mifangaro, misaritaka, mifandiso ny teny sy ny zavatra atao. tohiny
Misabotrika: (sabotrika) mt. s.: Voambomba tsara, voarotsirotsy. tohiny
Misadika: (sadika) mt, s.: Mihodidina ny valahana toy ny salaka. tohiny
Misafary: (safary) mt. s. (misafaria): Manao teny miolakolaka: Misafary lava io Rangahy io rehefa misy fangatahandalana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0445