Litera m
Mirehoka: (rehoka) mt. s.: Mitrona (toy ny omby vonoina efa ho faty). 1 Enti-milaza ny olona miala aina, izay…tohiny
Miremarema: (remarema) p.t.: Lehibe mitaritarika.
tohiny
Mirendrarendra: (rendrarendra) p.t.: (zavatra) Madera, vita ravaka kanto. ? (olona) Miedinedina, mihambohambo, manandriandrian-tena.…tohiny
Mirendrena: (rendrena) mt. s.: Mandeha etsy mandeha eroa.
tohiny
Mirendrika: (rendrika) mt. s. (mirendreha): Latsaka ao anaty rano; miempo; miray (na ho amin'ny tsara na ho amin'ny…tohiny
Mirendrirendry: (rendrirendry) p.t. sady mt s.: JembY, jambena. • h.o.: Mibedibedy foana, mirediredy.
tohiny
Mirenireny: (renireny) mt. s.: Mandehandeha etsy sy eroa tsy misy antony.
tohiny
Mireona: Mireondreona (reona) mt. s. na p.t.: Maneno manako, mirohondrohona: Nireondreona eran'ny lohasaha ny…tohiny
Mireondreona: (reondreona) p. t.: Enti-milaza feo manehoeho.
tohiny
Mireparepa: (reparepa) mt. s.: Mitaritarika: Mireparepa ny ziponao.
tohiny
Mirepirepy: (repirepy) mt. Mitotototo atsy mitotototo aroa noho ny tahotra, ny fahasahiranana; miapanapana.
tohiny
Mirerarera: (rerarera) mt. s. na p. t.: Mitafy tsizarizary, miroradroraka. 1 Mibarera, mirefarefa ka mitaritarika…tohiny
Miresaka: (resaka) mt. s. (miresaha): Mifanakalo hevitra: Miresaka isan-kariva Rakoto sy ny zanany. • Manao teny…tohiny
Miresaresa: (resaresa) mt. s. (miresaresà): Mandeha miadana toy ny tsy afaka mamindra, miretareta: Jereo ity olona…tohiny