Litera m
Mipetraka: (petraka) mt. s. (mipetraha): Mitombina (eo ampitombenana na efa tafatombina): Mipetraha eto ambony…tohiny
Mipiaka: (piaka) mt. s. (mipiaha): Tapaka, ka misy feo heno amin'izany: Mipiaka ity hazo ity raha vao aforitra.…tohiny
Mipika: (pika) mt. s. (mipiha): Miporitika, mipitipitika, mitifitra: Nipika teny amiko ny ra. ? hi.: Mivoaka,…tohiny
Mipilapilaka: (pilapilaka) mt. s. (mipilapilaha): Mihetsiketsika mba hanaitra ny mason' ny lehilahy, mijefijefy, mijejojejo,…tohiny
Mipilopilo: (pilopilo) p.t.: Marani-doha, tsokitsoky loha.
tohiny
Mipingapinga: (pingapinga) p. t.: Kevokevoka manantena zavatra na dedadedaka bampiseho fahaizana, faly volony.
tohiny
Mipintsana: Mipintsampintsana (pintsana) p.t.: Manifinify, mailaka, kingakinga.
tohiny
Mipipika: (pipika) mt. s.: Mitsipitsipika, mivikimbikina: Sambory iny sabla mipipika iny. / Mipafpaika (fiteny…tohiny
Mipiriritra: (piriritra) mt. s.: Mifantsitsitra; mivalana betsaka sady mifantsitsitra, miporiatra.
tohiny
Mipiritika: (piritika) mt. s.: Enti-milaza ny fotaka mipitika, mifantsitsitra.
tohiny
Mipisopiso: (pisopiso) mt. s. (mipisopisoa): Miantso ny saka.
tohiny
Mipitika: (pitika) mt. s.: Miendaka na miala avy amin' ny zavatra iray: Nipitika ny rano ha saiha voa aho. ? Miala…tohiny
Mipitrapitra: (pitrapitra) mt. s.: Mijery amin'ny maso toa mampalahelo fa mangaihay: Nipitrapitra foana teo Ihoto…tohiny
Mipitripitrika: (pitripitrika) mt. s.: (menaka) Mipoapoaka, mirefodrefotra rehefa rotsahana zavatra endasina.
tohiny
Mipitsoka: (pitsoka) mt s.: Folaka, mioritra: Mipitsoka ny tongony. 1 Simba: Nipitsoka ny famantaranandroko.
tohiny
Mipoaka: (poaka) mt. s. (mipoaha): Mamoaka feo mafy tampoka mirefotra (vato, vanja, basy, tafondro): Nipoaka…tohiny
Mipoitra: (poitra) mt. s. (mipoitra): Miseho avy any anaty zavatra, toy ny rano avy any anaty tany, ny hatsembohana…tohiny