Litera m
Miolonolona: (olonolona) mt. s. (miolonoldna): Tsy mba miray amin'ny olona fa mitokantokana; mihatakataka tsy te…tohiny
Miolotra: (olotra) mt. s.: Akaiky, mikasika, mifampikasika: Miolotra ny sahanay ny sahany. • Miohatra, mitaha:…tohiny
Miomana: (omana) mt. s. (miomàna): Manao ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin'izay atao na tsy…tohiny
Miomba: (omba) mt, p.: Manaraka: Niomba an'iryr lalana iry) ilay olona nandositra. • Mandeha miaraka amin'ny:…tohiny
Miombona: (ombona) mt, s. (miombôna): Mandray anjara amy..., miaraka amy: Miombona alahelo aminao izahay.
tohiny
Miomby: (omby) mt. s.: Entimilaza ny bibindandy miova ho soherina: hodidininy ny tenany ny kofehy notehiriziny…tohiny
Miompa: (ompa) mt. s. (miompà): Manozona olona hifotitra amin'ny havany akaiky: Niompa azy tamin-dreniny izy…tohiny
Miompana: (ompana) mt. s. (miompàna): Miraikitra, mipetaka: Niompana tamin'ny hazo izy no notifirina. 1 Miankina,…tohiny
Miompy: (ompy) mt. P. (miompia): Mamelona sy miahy ary mikarakara biby: Be miompy soavaly hatreo Ambatolampy…tohiny
Miondana: (ondana) mt. s. (miondàna): Manana ondana: Matory tsy miondana. ? Mampiasa ho ondana: Miondam-bato.…tohiny
Miondrana: (ondrana) mt, s. (miondràna): Miditra amin' ny lakana na ny sambo mba handeha hiampita: Tamin'ny fito…tohiny
Miondrika: (ondrika) mt. s. (miondreha): Milefitra ny loha, mirona, miraika mialoha: Miondrika rehefa miarahaba…tohiny
Miongaka: (ongaka) mt. s. (miongaha): Miala, miesotra, la-sa: Niongaka izy rehetra. • Miendaka: Nipoaka ny vato…tohiny
Miongana: (ongana) mt. s. (miongàna): Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra. • Lavo, po-traita:…tohiny
Miongotra: (ongotra) mt. s. (miongôra): Miala hatramin'ny fakany: Niongotra ho azy ilay bararata naniry tao atsinanan-trano.…tohiny
Mionitra: (onitra) mt. s.: Miefa: Nionitra ihany lahy ny fatiantony! • Misolo: Matokisa fa hionitra ny andronao…tohiny
Mionjinonjina: (onjinonjina) mt s. (mionjinonjena): Midoladola sady mamindra somary miaingitra kely.
tohiny