Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mino: (ino) mt. p. (minoa): Miaiky fa milaza ny marina: Mino anao aho fa tohizo ny teninao. ~ Miaiky fa misy:…tohiny
Minona: (inona) mt. s.: Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana…tohiny
Minondaka: (nondaka)p.t.:Malemy bodaka toy ny voankazo masa-doatra, na masaka nandrahoina izany na masaka ifotony.…tohiny
Minono: (nono) mt. p. (minonoa): Mitsentsitra na mitroka ny nono mba hisintonana ny ronono. tohiny
Minty: (fit.-p.) p.t.: Mainty. tohiny
Miobonobona: (obonobona) mt, s.: Mitafy lamba abontsin'ny rivotra. tohiny
Miodina: (odina) mt. s. (miodfna): Mikomy, mioko; tsy manaiky ny fahefana. tohiny
Miody: (ody) mt. s.: Asiana fanafody: Aretina tsy dia manao ahoana loatra to: Jereo fa sitran-tsy miody akory…tohiny
Miofo: (ofo) mt. s. (miofosa): (ho an'ny vorona) Mihintsana ny volo teo aloha ka mi-solo vaovao indray: Miofo…tohiny
Miofy: (ofy) mt. p. (miofia): Manala hoditra voankazo; mivaofy, manala kirany: Ny olona fadiranovana no miofy…tohiny
Miohaka: (ohaka) mt. s.: Miendaka, miala, mihintsana:Miohaka ny lalotra ka tokony houonjena haingana. tohiny
Miohatra: (ohatra) mt. s.: Mita-ha, miolotra: Mandeha haingana ny lamasinina, miohatra amin'ny fiarambahoaka.…tohiny
Mioitra: (oitra) mt. s. (mioira): Enti-milaza ny angady tsindriana mafy ka mampiendaka baingan-tany be. ? h,o.:…tohiny
Miokitra: (okitra) mt. s. (miokira): Miezaka mafy, mikely aina. ¶ M.h.: Milofo, lofo. tohiny
Mioko: (oko) mt. s. (miokoa): Mikomy; miray hevitra hiaramanao teti-dratsy. tohiny
mioky: Avy amin'ny teny hoe "miokitra" ka milatsaka ny "tra", izay midika hoe miezaka mafy, mikely aina, milofo.…tohiny
Miolaka: (olaka) mt. s. na p.t. (miolaha): Tsy mahitsy fa mivily: Indroa miolaka ity labana ity uao tonga any…tohiny
Miolana: (olana) mt. s. (miolàna): Mifadiditra. tohiny
Miolika: (olika) mt. s. (mioleha): Mivily, mihodina: Eto no miolika miankandrefana ny renirano, tohiny
Miolomay: (olomay) mt. s.:Mitoetr'olona may, dotra, mihazakazaka mafy, dodona dia dodona, maika dia mai-ka. (Azo…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1518