Litera m
Milozoka: (lozoka) mt, s. (milozoha): Milofo amin'izay a-tao, miezaka amin'ny fianarana: Milozoka amin 'ny asany…tohiny
Mimamà: (mamà) mt. s.: Mitrentrena, mitrena matetika. * Ohab.: Ataovy hanin'omby sady mimamà no miraoka, fa…tohiny
Mimamamama: (mamamama) mt. s.: Enti-milaza zavatra mamoaka feo mafy, mifofofofo, mimaona: Misy matahotra, fa izaho…tohiny
Mimamo: (mamo) mt. s. (mimamoa): Misotro be loatra ka tonga mamo: Nimamo tany indray izay Rakoto.
tohiny
Mimaolamaola: (maolamaola) mt. s. na p.t.: Mihetsiketsika mijefijefy, mipelipelika: Olona efa dimampolo taona iny…tohiny
Mimaona: (maona) mt. s.: Miriotra mafy, mandeha sady haingana no mafy: Nimaona niankandrefana any izy.
tohiny
Mimasimasy: (masimasy) mt. s.: Midarondarona, midonanaka.l Misalasala be ihany.
tohiny
Mimenomenona: (menomenona) mt. s. (mimenomenona): Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Prato fa…tohiny
Mimintsimintsy: (mintsimintsy) mt, s.: Mifaly.
tohiny
Mimiramirana: (miramirana) mt. s.: Mifalifaly, miravoravo, misariadriaka.
tohiny
Mimokimoky: (mokimoky) mt. s. (mimokimokia): Miezaka mafy, mikely aina, vonombonona sy marisika fatratra, mikikitra,…tohiny