Litera m
Miletsy: (letsy) mt, s. (miletse): Mietry: Miletsy ny valin-drihana. • Milefitra, miforitra noho ny lanjan'entana…tohiny
Milevina: (levina) mt. s. (milevena): Mitoetra aorian'ny fahafatesana: Ato no milevina i Dada sy Neny. • Miafina,…tohiny
Milezolezo: (lezolezo) p.t.: La-va manify toy ny hiforitra: Milezolezo iry tovolahy iry. ¶ M.h.: Miezoezo, mitezotezo.…tohiny
Miliba: (liba) mt s. (milibà): Manaram-po tanteraka, manao izay tiana sy danin'ny kibo: Miliba amin'ny fananany…tohiny
Milina: (angl. Mill) a.: Fiasana namboarina handeha ho azy ka entina hanaovan-javatra: Milina fanjairana. /…tohiny
Milingilingy: (Iingilingy) mt. s.: Mitoetra amin'ny toerana a-vo eny an-tendrony; miringiringy,
tohiny
Milingitra: (lingitra) mt. s.: Dodona, maimay hanao zavatra noho ny hajejoana, milihitra.
tohiny
Militalita: (litalita) mt, s.: Mandeha mikonesanesa, miretareta.
tohiny
Militera: (fr. militaire) p.t.: Momba ny miaramila, • a.: Ny miaramila; ny antokon' olona manao raharaha-miaramila:…tohiny
Militika: (litika) mt. s.: Maimay sy dodona aoka izany, misisika ho tia, milihitra, milingitra.
tohiny
Miloaka: (loaka) mt. s.: Misy loaka na lavaka. • Maninteraka. - F.-p.: Miloaka alina: (miasa na milalao) mandritra…tohiny
Miloatra: (loatra) mt. s. (miloara): Mivoaka betsaka avy ao anaty zavatra toa lalina aty: Izany no vetsovetso…tohiny
Milobaloba: (lobaloba) p. t.: Malalaka ka hita misy rivotra mitakobana amin'ny elanelan'ny akanjo sy ny vatana.…tohiny
Milobolobo: (lobolobo) p.t.: Mifanety, mifanizina (zavamaniry).
tohiny
Milodilody: (lodilody) mt. s.: Kaodikaody mandositra o10-na, matahotra na menamenatra mifanerasera amin'ny maro.…tohiny