Litera m
Milamoka: (lamoka) nit s.: Mavesabesatra ta hatoritory: Milamoka izany ny masoko fa tsy nopizin-tory aho halina.…tohiny
Milampatra: (lampatra) mt. s. (milampara): Mandry ka mitsotra ny tongotra aman-tanana: Nilampatra teo amin' ny ahitra…tohiny
Milangalanga: (langalanga) mt. s. na p. t.: Avo be manerinerina, miezoezo: Mitangalanga ity trano ity. • Miteronterona,…tohiny
Milangozo: (langozo) a,: Antsy fitondran'ny olona hiarovany tena raha sendra misy biby masiaka mitady hamely azy.…tohiny
Milanja: (lanja) mt. p. (milanjà): Mïtondra ambony soroka, miantsoroka, mitondra amin'ny filanjana.
tohiny
Milanto: (lanto) mt. s. (milantoa): Milamina: Milanto er9 ireto bokinao. 1 Milahatra na voalahatra tsara ka tonga…tohiny
Milantsika: (lantsika) mt. s. na P. t. (milantsiha): Miforitra mankany ivoho ny tena, mitondrotra ny eo anoloana:…tohiny
Milaro: (taro) p.t.: Miharo amin'ny taro; misy taro: Paraky tsy milaro no amidin'ilay Rangahy io.
tohiny
Milasilasy: (lasilasy) mt. s. (milasilasia): Mandeha na manao raharaha miadana, tsy rototra: Milasilasy loatra io…tohiny
Milasy: (lasy) mt. s. (milasia): Mitoby, mandry an-tsaha (fiteny indrindra amin'ny miaramila): Eto ny miaramila…tohiny
Milatsaka: (latsaka) mt. s. (milatsaha): Mianjera: Nilatsaka teo ambony lohany ny biriky ka torana izy. 1 Mldina:…tohiny
Milatsy: (latsy) mt, s.: Misy latsy na tsorakazo fatorana eo antenatenan'ny takela-jozoro mba hanamafy azy: Tsy…tohiny