Litera m
Mikorotsaka: (korotsaka) mt. s. (mikorotsaha): Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy. ?…tohiny
Mikosesy: (kosesy) mt, s. (mikosese): Mandeha haingana loatra: Nikosesy loatra ny diany. / Nikosesy ny fitenin'io…tohiny
Mikosina: (kosina) mt. s. (mikosena): Miforitra, mitavana mihosina amin'ny zavatra maloto: Mikosina amin' ny vovoka…tohiny
Mikotana: (kotana) mt. s. (mikotàna): Mitabataba: Mikotana ny tany amin'izao fotoana izao. ? Tsy mifanaraka: Mikotana…tohiny
Mikotika: (kotika) mt, s: Rovitra sy potipotika, rotika: Nahoana no nikotika toy izao ny satrokao? ? Misafotofoto…tohiny
Mikotrakotraka: (kotrakotraka) mt. s.: Mangotraka, mandevy ka miketriketrika.
tohiny
Mikotrakotraka: (kotrakotraka) mt. s.: Mifampipoka. 'Mikotrana (kotrana) mt, s. (mikotràna): Mifampipdka, mifandona:…tohiny
Mikotrefaka: (kotrefa) p. t,: Mandringa, mikotringa.
tohiny
Mikotretrika: (kotretrika) mt. s. na p.t. (mikotretreha): Mitomany lava, mitaraindraina, mody mitomany, koreha.
tohiny
Mikotrifatrifa: (kotrifatrifa) p. t.: Mandringandringa.
tohiny
Mikotrika: (kotrika) mt. s. (mikotreha): Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika…tohiny
Mikotringa: (kotringa) p. t.: Mandringa, tsy marim-pamindra fa miavo miiva. ¶ M.h.: Mandringa, kotrefa, kotrefaka,…tohiny
Mikotritratritra: (kotritratritra) mt. s.: Mitrifantrifam-poana, tsy mahatsiaro henatra amin' ny fihetsiny.
tohiny
Mikotroka: (kotroka) mt, s.: Mipoaka, mirefotra:Mikotroka ny uaratra, / Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka…tohiny
Mikotsaba: (kotsaba) mt. s. (mikotsabà): Mampamoaka feo ny rano rehefa itsabahan'ny tongotra.
tohiny
Mikotsetsa: (kotsetsa) mt. s. (mikotsetsà): Mipentsompen-. tsona tsy misy handatsahan' ny sasany.
tohiny